fitandroana ny filaminana

1. hadji ( 02/02/2014 09:10)
hono hoy aho e. "mbola azo itokisana ve ny polisy sy zandary raha hanaterana olona avy nangalatra?" ary mba firy amin'ireo polisy sy zandary mandritra ny fifamivoizana no mahalala ny lalana mifehy ny fifamoivoizana oh: polisy mitondra moto tsy manao aro loha nefa avy eo nanakana moto dia hoy izy hoe fa aiza ny aro loha no tsy manao ianao dia hoy ilay mpitondra moto namaly azy hoe mitovy amin'ny ataonao dia tezitra ingahy polisy ary rehfa nitangorona ny olona dia nandositry ilehio ary notenen'ilay rangahy nahita hoe anaovy aloha ny casque nao vao mandeha ianao
novalian'i hadji ny 02/05/2014 04:12
2. mirananirina ( 04/02/2014 20:14)
Hihihi azy ny fahefana dia ampihariny, saingy indrisy @ ny tsy rariny izy ireny matetika.Raha hanagadra olona ianao ka manambola ilay olona higadra dia eo ianao no raisina fa hafa maina izy ireo. Tadidiko fahiny tao @ toby zandary iray, nisy vhv namono aho fa hoe naka ny sipany hono, ary vhv maromaro izy ireo. Kay moa ity sipany tanora miaraka aminay ao ampiangonana. Dia nalefako ny fitoriana fa voa be aho. Kay ilay vhv iray zanaka zandary tao ihany dia nampifilafilain ireto zandary aho, ary hoe tsy manana porofo sns hono nefa nisy vavolombelona 2 sady nanana certificat medical aho.hanky va re dia afa maina aho. Ny tsy fantatr ireto zandary anefa t@ izany fa promo an i papanay no lehibe ny zandary. Dia haintsika ny tohiny.
3. hadji ( 02/05/2014 04:12)
IREO POLISY IREO KOA ANGE MATI MBOLA NY SASANY E, efa andrasanay ny tohiny ange sady efa 3 taona lasa izay "JEHOVAH NO MPIANDRY AHY KA TSY HANA JAVA MAHORY AHO..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804