ANTSO AVO HO ANTSIKA MPITATITRA

1. hadji ( 02/02/2014 09:02)
Isika mpitatitra dia mizaka ny fisondrotana solika matetika ka tokony tsara raha apetraka dien'izao ny tokony ho saradalana raha tonga 4000 ariary ohatra na 3500 ariary ny iray litatra amin'ny gas oil samia manome ny heviny ary jerena ihany koa ny vaohoaka


"Ny fitaterena no niainantsika ary fiara no fitaovana hiasantsika..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156