Torolalana

1. Nintsievagio ( 11/01/2014 07:49)
Mba atoroy làlana fa izaho manana Télephone dia voakitiko ny parametre Restaurer d'usine dia voafafa ny N°IMEI (nul) , ny données GSM tsy mahazo mihintsy nefa ny reseau misy ny appel tsy mahazo sy ny internet izany hoe ny systeme ilay télephone mihintsy no tsy ao intsony. Ka mba inona ny hevitra tokony ataoko mba hamerenana ny laoniny ilay télephone (Samsungilay izy Android 4.1). Misaotra ny fanampinareo ahy sahady.
novalian'i RBNIR ny 27/01/2014 09:22
2. hasiniony ( 14/01/2014 09:25)
Samsung-Universal code:
-Full EEPROM Reset: *2767*3855#
-Custom EEEPROM Reset: *2767*2878#
3. nintsievagio ( 17/01/2014 06:39)

[quote=hasiniony]
Samsung-Universal code:
-Full EEPROM Reset: *2767*3855#
-Custom EEEPROM Reset: *2767*2878#

[Misaotra fa voharaiko ]
4. RBNIR ( 27/01/2014 09:22)

nintsievagio:


[quote=hasiniony]
Samsung-Universal code:
-Full EEPROM Reset: *2767*3855#
-Custom EEEPROM Reset: *2767*2878#

[Misaotra fa voharaiko ]

Salama namana,
Misy android 4.2 koa manana problème, tsy mahazo afatsy réseau orange, inona ny vahaolana?
Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2585