Ny zazavavin' Iarivo

1. Mateyous ( 08/01/2014 10:08)
De gaga aho ry zareo, fa manina kay ny vehivavy na sipa ety Iarivo no lazain'ny ankamaroan'ny bandy fa :
" tena miavina be, ti-vola lotra, mijery tavan'olona, tsy mifikitra amin'ny bandy iray zany, ary tena tsy tia mainty ny bandy avy any faritany mihintsy indrindra ny bandy avy any amin'ny tapany Atsimon'ny nosy iny!!!
novalian'i shannie ny 22/02/2014 08:50
2. vahiny2004 ( 08/01/2014 10:22)

Mateyous:

De gaga aho ry zareo, fa manina kay ny vehivavy na sipa ety Iarivo no lazain'ny ankamaroan'ny bandy fa :
" tena miavina be, ti-vola lotra, mijery tavan'olona, tsy mifikitra amin'ny bandy iray zany, ary tena tsy tia mainty ny bandy avy any faritany mihintsy indrindra ny bandy avy any amin'ny tapany Atsimon'ny nosy iny!!!


Lazain'ny olona fotsiny io sa io koa no tsapanao ?
3. mirananirina ( 18/01/2014 13:54)
Ka angamba izy samy malama loha no te hiaraka e! Nefa raha ny fijeriko indray dia ny vhv mihitsy fa tsy misy hoe na avy aiza na avy aiza.
4. shannie ( 22/02/2014 08:50)
Tsy Ny veivav rhtra kosa no tia vola, rendrarendra sns eh. tsy ilaozan zay tsy hisy vevavy manao anzany nefa n'aiza2 fa tsy oe any iarivo iany. misy tsotra sady tsy miaovona sy maontina fa anjaranao no mitady anzay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1594