mahatsapa diso za nefa inona no mba vahaolana e ?

1. tiavanafi ( 03/01/2014 13:48)
Bjr , bonne annee doly tsika rehetra
Tsy izany re fa very hevitra irery aty antaninolona ka lasa manaonao fona
, lasa nitrompe ani vadiko za nefa tsy sitrapoko noho ny antony maro voalohany
Tsy ampy fitiavana trerona fona no iainana ato antrano refa matory mifanome lamosina
Fona sady tsy mba miaino ana mintsy izy iroaroasiny za isanandro sady ny faharoa resa-bola za tsy miasa voateniteny isan'andro sady tsy mahazo vola mintsy , de tafaraka t@ lelahy iray zay za mba manampy ana refa tena resy ny problem za , kanjo tratrany vadiko nisy sms tao @ telephoniko loza d mbola tsy fantatro izay iafarany ity tantara .nefa tena tsy hitako intsony ny evitra
. De aona re zany raha @ toeranareo ary na de tratrany aza otrany tsy te isaraka @lay sipako za satria fantatro fa ny toetrany tsy iova mintsy ka iza ndray no mba anampy ahy nefa de efa tsy fantatro mintsy e ! nefa za mbola tsy te anao divorce sady mbola tsy tokony isaraka @ mintsy ....
Tsy hoe ny vadiko no efa tsy tiko fa maharikoriko hay ny toetrany
Ary lay sipako tsy hoe fitiavana be miotrany fitiavako ani vadiko fa tiko ny toetrany nefa za tsy tokony fa efa fahaverezankevitra.
2. saho ( 03/01/2014 22:29)
Bonane enao,
hafiriana nareo no nivady, papier izany no tsy hisarahanao azy sa inona no antony, ny toetrany ozy enao tsy hiova, tsy miasa enao, tsy manome vola izy, dia inona no hividiananao ny besoin anao.
Raha eto europe enao dia manana zo mahazo vola hividianana ny besoin anao, ao anaty droit de famille zany, raha mahavita ny mahavadin olona anao, izany hoe mikarakara tokantrano sns...
Arakaraky ny mpivady mifankalala toetra io, misy ny Situation toa anao, hampijalian ny vady tsy omena vola sns...donc raha olona tsy manome fitiavana sy tambitamby toa izany manome lamosina mitrerona sns...ianao no tompon ny safidy fa efa majeur gambany ianao fa tsy zazakely hatoro kanefa misy koa vehivavy avy any mada tsy ampy traikefa ny fiainana eto europe, donc ilaina ny famatorana (matotra), ilaina ny fahaleovantena manapakevitra (decision ferme), aty antanin olona ianao zany fa tsy any mada misy fianakaviana maro isankarazany afaka hanoro sy hanampy akaiky
Raha za eo place nao ataovy ohatrany tsy misy koa le rangahy vadinao, tokantrano tsiss fitiavana zany ny anareo, inona no antony nanambadianao azy, gah nareo tsy nifankatia alohan ny fanambadiana sa vady tampoka nifankahita nareo, lehilahy hitanao teto Internet gaha izy io sa vady natolotra sns... raha misy moa Occasion hahafahanao milaza aminy fa hafa ny droit de famille eto europe fa isika tsy any Afrika, ny aty materialiste (vola) matetika no ambony eo Amin ny lehilahy sasany indrindra fa raha vazaha ny vadinao, moa raha gasy ny vadinao mety tsy hanana io toetra io fa mahalala fomba fitiavana eo fanambadiana, misy koa vazaha tsara fanahy sy be fitiavana
Ataovy ohatrany miantomboka ny fiainanao eto europe, le sipa nanome anao vola, ozy enao tsara be fitiavana, tohizo ny fiarahanareo, ataovy mamy ny fiainanao
ilay vadinao ratsy saina, ratsy loha manambany anao, aza rarahina koa, mampitombo ny sainao hahery izany aza manaiky, ny tombotsoanao jerena , ataovy ohatrany hotely koa ny tokantranonao, misy sakafo misy hatoriana sns...raha mbola miandry papier enao....le sipanao aza ariana, rehefa ela ny ela hanome vola anao ihany io vadinao io raha tsy te hisaraka aminao izy, moa raha tsy miova ny fiainanareo ao antokantrano, dia io hotely io atao, aza vonoina izany mihitsy ny divorce raha tsy misy irika tsara azo antoka hiantefana, iny vita foana na apres 5 ans na 10 ans sns....raha tsy hoe hisy olonkafa hanambady anao maika be
Ny hafatro dia ny fanambadiana tsy vita mora, ady ny fiainana, eritrereto hoe raha any mada enao ka toa izao ny fiainanao, any mada tsiss fika, fa aty europe betsaka ny droit aty, eritrereto tsara io, tsy afaka mankaiza ny vadinao tsy manome vola izany sy ny toetrany izany fa omeo azy koa ny sahaza azy, hotely izany ny tokantranonareo
Moa le sipanao aza ariana mihitsy
Moa raha mpivavaka ianao dia mivavaha mafy mba hiova fo ny vadinao, mbola haka traikefa be dia be ianao eto europe, aza maika hisaraka hanao divorce izany rehefa vita soratra fanambadiana, na manao sipa enao na tsia, rehefa hainao ny mi gerer ny fiainanao dia vita foana io, tohero na mahaiza miady na resaka vola na resaka fahaiza miaina na resaka fitondrantena na resaka tena hoe fiainana matotra, ady ny fiainana fa aty europe moramora kokoa no any mada. satria eto fiainana materialiste
Dia inona no tanjonao zao Amin izao fiainanao izao,vady efa misy, sipa efa misy, dia inona no manaraka. ny culture malagasy tsy mitovy culture europeana, mifanipaka ireo, fa ianao mbola mila mianatra ireo voalazako etsy ambony ireo
Mazotoa dia mahereza! Aza mora kivy

tiavanafi:

Bjr , bonne annee doly tsika rehetra
Tsy izany re fa very hevitra irery aty antaninolona ka lasa manaonao fona
, lasa nitrompe ani vadiko za nefa tsy sitrapoko noho ny antony maro voalohany
Tsy ampy fitiavana trerona fona no iainana ato antrano refa matory mifanome lamosina
Fona sady tsy mba miaino ana mintsy izy iroaroasiny za isanandro sady ny faharoa resa-bola za tsy miasa voateniteny isan'andro sady tsy mahazo vola mintsy , de tafaraka t@ lelahy iray zay za mba manampy ana refa tena resy ny problem za , kanjo tratrany vadiko nisy sms tao @ telephoniko loza d mbola tsy fantatro izay iafarany ity tantara .nefa tena tsy hitako intsony ny evitra
. De aona re zany raha @ toeranareo ary na de tratrany aza otrany tsy te isaraka @lay sipako za satria fantatro fa ny toetrany tsy iova mintsy ka iza ndray no mba anampy ahy nefa de efa tsy fantatro mintsy e ! nefa za mbola tsy te anao divorce sady mbola tsy tokony isaraka @ mintsy ....
Tsy hoe ny vadiko no efa tsy tiko fa maharikoriko hay ny toetrany
Ary lay sipako tsy hoe fitiavana be miotrany fitiavako ani vadiko fa tiko ny toetrany nefa za tsy tokony fa efa fahaverezankevitra.
3. tiavanafi ( 04/01/2014 15:35)
Saho ; misaotra betsaka @ hevitra fa tena mazava

Zahay zao efa efatra taona nahavitany mariage fa enina taona nahalalako azy tany a mada
Tsy nanao anizany mintsy izy tany fa efa aty vao niova
Ka zany mintsy papier no mbola tena iaretako io
Izy amizao efa manao toetra tsy zaka mintsy . Vazaha izy io fa tsy gasy . Tena mandreraka be mintsy
Midaotra namaly sy nanome hevitra.
4. saho ( 04/01/2014 17:42)
Salut njay enao,
hay nareo efa nifankalala efa ela ihany, mahereza fa aza kivy mihitsy. Araka ny teniko dia ataovy ohatrany hotely hatoriana sy hisakafoanana le tokantranonareo
ny hevitra mety koa dia miresaka, mifanazava, mifamaly raha ny tena izy dia manao debat, ilaina io Amin ny culture europeen. fanazavana na Argument hoy ny fiteny no maharesy sy ny hevitra farany
raha mbola mitohy ny fanaovany toetra tsy zaka dia za hoe vadinao vita soratra manana droit za hoe eto, ary raha tsy tianao intsony za dia aoka isika samy hanao ny fiainany, ny fidirambola avy aminao satria za tsy miasa, enao no miantoka ahy, sa hoe tianao za handeha haka vola any securite sociale, ianao ihany hoe no ho foteran io ary halain ny securite social ny vola any aminao na bla bla, misy fomba hafa foana hangalana ny volanao raha tsy manome ahy ianao fa za tsy maintsy mihinana sakafo sy manana tafo trano hipetrahana mitohy foana
Mila manazava tsara, rehefa tsy manampy le vadinao moa izy tsy miresaka aminao, dia ataovy izay fomba rehetra hahafahanao maka vola Amin ny banky misy ny volanareo, Fa zao aloha aza mandeha any avocat raha tsy dernier Moment hoe tena tsy manana vola enao hividianana sakafo sns....na koa mandeha Amin ireny Office mpanome ireny vola security social ireny, tsy aiko ny fomba raha ao France enao, raha misy namanao akaiky hatokisana, averiko indray olona neutre hatokisana hiresahanao ny Situation nao izay efa mahafantatra ny fandehanjavatra rehetra any Amin ny toerana misy anao, dia voa maika tsara, na koa mandehana ireny association croix Rouge ireny aloha, na Institution eglise ireny maka conseil fa ireny koa manoro hevitra anao, fa aza tenenina hoe enao no diso taminareo samy mpivady na hoe enao manao sipa sns...fa teneno izy momba ny cas nao raha ohatra ka mandroaka anao ohatra ny vadinao na tsy misy sakafo sy manao toetra tsy zaka sns.....enao avy any tany lavitra sns....ny avocat aza mbola mandeha any satria mandoa vola sady enao mbola tsy te hanao divorce sns, fa ireo voalazako ireo mety hanampy anao sy hanoro lalana anao Amin ny fomba hafa
Ady ny fiainana, mahereza, aza mitsahatra mivavaka koa! Tandremo ny firesahana Amin ny olona, fa izay hatokisana ihany resahina ny Situation nao
Mazotoa dia veloma njay
tiavanafi:

Saho ; misaotra betsaka @ hevitra fa tena mazava

Zahay zao efa efatra taona nahavitany mariage fa enina taona nahalalako azy tany a mada
Tsy nanao anizany mintsy izy tany fa efa aty vao niova
Ka zany mintsy papier no mbola tena iaretako io
Izy amizao efa manao toetra tsy zaka mintsy . Vazaha izy io fa tsy gasy . Tena mandreraka be mintsy
Midaotra namaly sy nanome hevitra.
5. tiavanafi ( 05/01/2014 09:22)
Bjr de misaotra anao fa tena manome courage be ana sy tena mazava no mba manana dessision @ tokony atao za zao. De misaotra kou nampahery @ vavaka fa io koa ange no mbola mampahery andreseko atraminizao mivavaka mafy isan'andro za mangataka ny sitrapony tompo
Zay iany no ao andoako hoe : manana hevitra heverany ahy andriamanitra ary tsy itondra loza fa fiadanana .

Izy ndray mbola mimenance fotsiny atraminizao @ sakafo fa tsy sahy ny tena tsy manome fa ny vola no tsy azo .
Zahay tsy ao frantsa fa aty la reunion . Marina mintsy ny teninao fa ny namana tsy azo itantarana ny
Mombamomba fa imehezany sy ataony resaka eto nefa tsy manome hevitra mahomby akory reo , zan kou ny toetrako ovako aingana ny fitantarana @ namana nefa rehafa enao tsy maita izay ho raisina zay tafintantara sy tafitaraina nefa tsisy vahaolana omeny reo akory.
Zay aloa fa misaotra anao d @ manaraka ndray
Veloma

6. saho ( 05/01/2014 10:22)
Salut njay,
tsy misy fisaorana, raisiko toa adidy ho an ny mpiray tanindrazana izao ataoko izao, ianao mila torohevitra, anaty ady sarotra dia za mba manana hevitra azo atoro araka izay fantatro
rehefa manao ny marina sy matahotra an' Andriamanitra ary manaja ny tenany ary manaraka ny lalana mahitsy dia tsy very na aiza na aiza
Mahereza, aza kivy, aza mitsahatra mivavaka
mazotoa
veloma njay

7. rakouakou ( 06/01/2014 15:54)

[quote=saho]
Salut njay,
tsy misy fisaorana, raisiko toa adidy ho an ny mpiray tanindrazana izao ataoko izao, ianao mila torohevitra, anaty ady sarotra dia za mba manana hevitra azo atoro araka izay fantatro
rehefa manao ny marina sy matahotra an' Andriamanitra ary manaja ny tenany ary manaraka ny lalana mahitsy dia tsy very na aiza na aiza
Mahereza, aza kivy, aza mitsahatra mivavaka
mazotoa
veloma njay

[quote=tiavanafi]
Bjr de misaotra anao fa tena manome courage be ana sy tena mazava no mba manana dessision @ tokony atao za zao. De misaotra kou nampahery @ vavaka fa io koa ange no mbola mampahery andreseko atraminizao mivavaka mafy isan'andro za mangataka ny sitrapony tompo
Zay iany no ao andoako hoe : manana hevitra heverany ahy andriamanitra ary tsy itondra loza fa fiadanana .

Izy ndray mbola mimenance fotsiny atraminizao @ sakafo fa tsy sahy ny tena tsy manome fa ny vola no tsy azo .
Zahay tsy ao frantsa fa aty la reunion . Marina mintsy ny teninao fa ny namana tsy azo itantarana ny
Mombamomba fa imehezany sy ataony resaka eto nefa tsy manome hevitra mahomby akory reo , zan kou ny toetrako ovako aingana ny fitantarana @ namana nefa rehafa enao tsy maita izay ho raisina zay tafintantara sy tafitaraina nefa tsisy vahaolana omeny reo akory.
Zay aloa fa misaotra anao d @ manaraka ndray
Veloma

bjr.tsy aiko na ahona fa ny ahy aloha de aleo mijanona ao mandrapahavitany taratasy fa tsy enao rery akory no mahazo io problema io fa efa bdb.de miandry vita lo ny taratasy defa milamina mo de tohizana fa refa tsy milamina de mitady hafa ko.conseil d'amis""""" aza miteny aminy hoe miaraka aminol zany fa sangisangy fotsiny hoe io"raha mila precision enao de ifampiantso tsiika ko.veloma
8. tiavanafi ( 06/01/2014 18:19)
Marina zany !
Misaotra betsaka anareo nanampy sady manome morale be ana fa za efa nisy fotoana saika nody tratran'i akivina ! Tsy itako zay atao ! de ozizy si on va se separe j ne veux pas te voir ici tu rentre directe a mada ... tena ratsy saina be tsy nampoiziko ! Fa de zany za tsy iala raha tsy mahazo nationalite efa 5 an @ farany taona ty en plus aleo miaritra ka
Zay fa veloma kely ndray nareo
9. rakouakou ( 07/01/2014 09:35)

de mlay zany de mba samy aty andafy aty lo de eretna eto e.ny probleme misy fona na aty andafy enao na any mada fa aleo eto lo fa any amada refa tsisy asa ngamba de ny loha fotsiny sisa safosafoian ko.mahereza e
10. m.i.s.a ( 07/01/2014 13:14)
tiavanafi:

Tsy izany re fa very hevitra irery aty antaninolona ka lasa manaonao fona
, lasa nitrompe ani vadiko za nefa tsy sitrapoko noho ny antony maro voalohany

manaonao foana !!!! tsy sitraponao ??? aiza re zany e? fa sitrapon'iza ary io? an'ilay vadinao? na dia misy aza ny toetrany tsy zakanao, maninona raha miresaka? tsy misy vaha-olana @ mpivady raha tsy ny firesahana ihany.

tiavanafi:
nefa za mbola tsy te anao divorce sady mbola tsy tokony isaraka @ mintsy .

tsy te hisaraka ianao no sady tsy tokony hisaraka aminy ka naninona no tsy najaina izy?

tiavanafi:
Tsy hoe ny vadiko no efa tsy tiko fa maharikoriko hay ny toetrany

dia anjaranao no mametraka fanontaniana sy mitady valiny hoe fa maninona ny toetrany no lasa tahak'izao

tiavanafi:
Ary lay sipako tsy hoe fitiavana be miotrany fitiavako ani vadiko fa tiko ny toetrany nefa za tsy tokony fa efa fahaverezankevitra.

dia mba jereo anie izany e! ianao aza vaky vava hoe tsy fitiavana be takahaka ny vadinao no hiarahanao an'io sipanao io ka inona no mbola iharahana aminy?

mitady raharaha ko anie ianao zany e! tiana ny eroa, ankafizina ny ery!
dia aza gaga raha sahy milaza anao ny vadinao hoe sao dia taratasy fotsiny no nanekenao nanambadiana azy.

ny endrika ratsy hono tsy azo hovaina na dia eo aza ny chirurgie esthétique fa ny toetra ratsy kosa azo hovaina tsara. Mametraha fanontaniana koa ianao hoe fa maninon no lasa ratsy toetra io vadinao io? tsy misy vy mikotrana irery e!

11. m.i.s.a ( 07/01/2014 13:20)

saho:

rehefa manao ny marina sy matahotra an' Andriamanitra ary manaja ny tenany ary manaraka ny lalana mahitsy dia tsy very na aiza na aiza
Mahereza, aza kivy, aza mitsahatra mivavaka

saingy tsy natahotra an'Andriamanitra izy ka nanaonao foana sady tsy te hisaraka @ sipany akory na dia tsy lehibe tahaka ny fitiavany ny vadiny aza io sipany io

aza mitsahatra mivavaka hoy ianao? tsy aleo ve atomboka @ fisarahana tanteraka @ ilay sipany aloha dia mandeha mifona any @ vadiny dia @ io no tsy mitsahatra mivavaka mba tsy hidiran'ny devoly indray hamitaka ny vadiny?
12. booboo ( 07/01/2014 15:21)
Ataovy izay tsy hiankinan-doha @ hafa @ resa-bola, miasà, miverena mianatra manao formation sy ny tariny. Manaova activités na ho bénévolat io na ho club de tricot, fa aza "mipetraka²" fotsiny miandry 5 ans de mariage. Dia safidy foana ny fiainana e : na ho victime lava na ho tena tompony, tsisy ny am-povoan'izay.
Bôny korazy.
13. tiavanafi ( 09/01/2014 20:41)
M.i.s.a

Merci nao aloa namaly

Mora kely kay lay izy raha toa izany filazanao azy zany

Miresaka fotsiny de milamina lay hoe miresaka kou raha izao irery ihany tsy avita ny atao hoe

miresaka fa il fau olona roa farafahakeliny zay vao afaka miresaka ! tsisy izay tsy nataoko raha

mbola fomba fandaminana rehetra miresaka etc......

Tsy te isaraka @ sipako za satria taloa za tsisy na iza na iza na namana tsisy nefa mbola ataony

ataony toetra tsy zaka .. ary fantany tsara hoe ho aiza mou za atsipitsipy ny entako atositosika

oganina amasonlona ny namany no henoiny sy ajainy . Atraminy mamono mihintsy aza izy refa tena

hoe miady . Ny tena tsy zakako de lay iroasina @ alina tsy telephone tsy akanjo drayndray afodiny

trano de eo za matory @ terasse . Itoriko izy vao maika raharaha be . Ande hiverina any mada za nefa
hotrany tsy vahaolana izy nefa tsy mety miova nataoko ny fika retraretra fa de tsisy nahomby za kou

nefa na izany tsy nateraka anaiky izay anaovany ahy na izanyaz a zao zao de raha mietsika ny

aretiny d tsy miady za fa lasa iroasiny @ alina za mba misy paka sady zavatra itako nanomboka

nahitany anilay sms tao @ tel iny otrany tsy de mandroka be otrany taloa tsony. Ny hoe fitiavambola
raha hoatra ka manome izy fa za ndray no mbola tsy afapo na hoe mitady betsaka kokoa marina

zany ! fa iza moa vehivavy lehibe fa tsy zaza tsy itazombola na dia tsy ny karamany rehetra aza ny

avana sairana any mada @ zany efa tsy tenenina. Na manao coursse ato antrano izy doly ... fa raha

otrany zay ihany atory antokotany lava zay ah za tsy tafijanona na izy nitoriko na za nody moramora
fa tsy amonotena @ zavatra efa ita fa tsy iova ,.

Lay asa sy formation ndray ! za zao io sady mitady asa no manao formation tsy mipetrapotsiny

mintsy za na hoe iandry 5 an fotsiny mitady fa tsy mora kou ny aitana asa @zao an ! Tsy fantatro ny

any fa aty tena ouff sasatra fa tsy mahakivy maita iany ny farany.

Zay fa misaotra anao
14. saho ( 09/01/2014 21:13)
Salut njay,
tsarovy fa fitsapana izao, ary hisy valiny hafinaritra sy hahafapo anao any aoriana any, mety apres qlq annee any, mora hay ny milaza sy manoro izao sy izao fa ny Situation anao tena mbola anaty ady mafana be
faly za fa mahery saina ianao, tsiss nateraka aty tany mandroso hijaly fa tsy maintsy midemerde sy manampy ny tenany mba tsy hisy stress, hialana foana io stress io raha azo atao
rehefa mila ady sy manao toetra tsy zaka anao le vadinao, vao manomboka ny Scene dia alaivo lakile, hankatony mafy be ny varavarana, mandehana manao lamarche 30minutes, na manao Jogging, maka soufle tsara, manaova Meditation sns....aza mijanona ao antrano ao foana, fa ataovy ,le natoroko iny[, sahala hotely, matory sy misakafo
ataovy tsapany fa tsy tianao mihitsy le mifamaly sy le hanaovany toetra tsy zaka
le Strategie hialanao stress ataovy masaka tsara fa sao ho lasa adala na marary saina eo, fitadiavana asa sy fanaovana Formation, ilaina concentration be, tsy vita raha tsy milamina saina na miova toerana na miova izao Situation izao, tadidio fa resaka materialiste ny fiainana vazaha eo fanambadiana, samy mandeha samy mitady. samy egoiste
mahereza aza kivy, mbola hisy kintana hamirapiratra, araho ireo resaka nataoko taloha ireo aloha raha tsy misy fomba hafa
veloma

quote=tiavanafi]
M.i.s.a

Merci nao aloa namaly

Mora kely kay lay izy raha toa izany filazanao azy zany

Miresaka fotsiny de milamina lay hoe miresaka kou raha izao irery ihany tsy avita ny atao hoe

miresaka fa il fau olona roa farafahakeliny zay vao afaka miresaka ! tsisy izay tsy nataoko raha

mbola fomba fandaminana rehetra miresaka etc......

Tsy te isaraka @ sipako za satria taloa za tsisy na iza na iza na namana tsisy nefa mbola ataony

ataony toetra tsy zaka .. ary fantany tsara hoe ho aiza mou za atsipitsipy ny entako atositosika

oganina amasonlona ny namany no henoiny sy ajainy . Atraminy mamono mihintsy aza izy refa tena

hoe miady . Ny tena tsy zakako de lay iroasina @ alina tsy telephone tsy akanjo drayndray afodiny

trano de eo za matory @ terasse . Itoriko izy vao maika raharaha be . Ande hiverina any mada za nefa
hotrany tsy vahaolana izy nefa tsy mety miova nataoko ny fika retraretra fa de tsisy nahomby za kou

nefa na izany tsy nateraka anaiky izay anaovany ahy na izanyaz a zao zao de raha mietsika ny

aretiny d tsy miady za fa lasa iroasiny @ alina za mba misy paka sady zavatra itako nanomboka

nahitany anilay sms tao @ tel iny otrany tsy de mandroka be otrany taloa tsony. Ny hoe fitiavambola
raha hoatra ka manome izy fa za ndray no mbola tsy afapo na hoe mitady betsaka kokoa marina

zany ! fa iza moa vehivavy lehibe fa tsy zaza tsy itazombola na dia tsy ny karamany rehetra aza ny

avana sairana any mada @ zany efa tsy tenenina. Na manao coursse ato antrano izy doly ... fa raha

otrany zay ihany atory antokotany lava zay ah za tsy tafijanona na izy nitoriko na za nody moramora
fa tsy amonotena @ zavatra efa ita fa tsy iova ,.

Lay asa sy formation ndray ! za zao io sady mitady asa no manao formation tsy mipetrapotsiny

mintsy za na hoe iandry 5 an fotsiny mitady fa tsy mora kou ny aitana asa @zao an ! Tsy fantatro ny

any fa aty tena ouff sasatra fa tsy mahakivy maita iany ny farany.

Zay fa misaotra anao
[/quote]
15. tiavanafi ( 10/01/2014 15:15)
Bjr saho
Tena marina zany teneninao zany mahalasa adala ! miteny irery za draindray misy miresaka amiko tsy enoko ! ny tarehy lasa malazo antitra tsy fidiny , ary zany mintsy kou no nilazainy ilay prof fa za hono hotrany tsy ao @ sale d seanse mintsy ny saiko fa melangeko hono ny formation sy ny vie priveko ka ataoko aona ny tsy ampitambatra ny alina za matory antokotany ny maraina lasa mamonjy fianarana draindray ny maso bongo sady mena ny tomany tsisy cocentration zany mintsy d tsy validé t@ lay formation za d zao za hanomboka hafa ndray .
Za ndray bola tsy kivy ary tsy ho kivy fa miandry valimbavaka mba aita ny rariny ,
Na miova izy na mahita asa sy olon-kafa mba ampilamintsaina refa tonga ny fotoanany.
Fa za de zay tsy iady @ ntsony ! @ zao ange efa ataoko hoe aretina lay izy é d rehefa mietsika d lasa ah maka rivotra d rehefa miantso izy d mbola nervé d mijanona any @ aleako za fa raha vao miteny hoe modia na aiza enao alaiko d lasa miverina ndray za .
Fa na d za mandeha zany aza d ny olona rehetra zay mifanena amiko manontany hoe di moi tu a un gros souci ? Tu a un problem ou koi ? Ca se voi @ endriko na tsy mety miteny aza za d lasa mitomany irery any ambadikany za rehefa maheno anizany .

Ny tsy mahakivy ana kou d hoe : misy farany ny zavatra rehetra
Zay njay fa veloma kely
Misaotra
16. tiavanafi ( 10/01/2014 15:16)

17. saho ( 10/01/2014 19:09)
Salut njay,
mitadiava enao fomba hafa ankoatra ireo voalazako ireo (miala stress antrano raha vao manomboka ny Scene ataon ny vadinao izay tsy ho tantinao, Tonga dia lazao izy hoe mihetsika indray gah ny adalanao), hitadiavanao Balance ny saina, ilaina ny Balance saina ohatra manao Jogging, na fanatanjahan tena mahatsemboka, ataovy ny Sport mahatsemboka, na mandeha tongotra mafy be mandritra 15minutes eny toerana tsara rivotra, izany hoe rehefa tsemboka be dia afaka ny stress dia misotro rano eau Mineral b d b...., tsy hisy hita taratra ny adintsainao eny Amin ny endrika raha manao io Sport io ianao, ilaina ny fitaizana vatana koa sady mahasalama no mampatanora lalandava
Ity koa mba resaka tiako atao anao, le vadinao gambany mety marary saina, satria tsy normal le fihetsiny ataony aminao....ohatra koa hoe taminareo vao niaraka dia mety niakatra be ny Sentiment-ny, mety hoe amoureux be taminao izy, ny olona mantsy na marary saina aza rehefa amoureux dia tsy hita hoe marary saina, tena hafa be ny Sentiment nandalo teo aminy tamin ny voalohany rehefa amoureux, taty ao aoriana dia efa tsy miredareda intsony ny afo Amin ny fitiavana, dia mety mitranga le hoe marary saina le olona
Raha diso ny filazako dia aza tsiny
Ity koa misy hevitra hafa, raha tsy marary saina ilay vadinao, dia mety afaka maka saina tsara izy, ary mieritreritra tsara fa tsy mety le fihetsiny nataony aminao, ohatra tsy miresaka, ohatra mandroaka, ohatra mamono, ohatra tsy manome vola
Raha tsy Tonga saina Amin izany izy rehefa avy miady sy mifamaly nareo,satria raha mpivady normal dia mifamela sy mifampiresaka sy mifampitambitamby dia hafahafa. Marary saina izy zay
Tadidio fa ny miara mipetraka na miray trano Amin ny olona marary saina dia lasa findrany koa ny olona hafa rehefa ela ny ela raha tsy mitsabo tena dia enao koa lasa marary saina ary tsy hahatsiaro tena mihitsy izy hoe marary saina, fa ny dokoteranao fandehananareo resahina momba ny zavamitranga ireo fihetsiny ireo, fa halefan ny doc any clinique Special izy
Vaha olana hafa koa raha normal ilay vadinao ataovy izay hiarahanao manao Sport mba hahafaka ny stress eo aminareo, ataovy ny fiarahana manao zavatra ohatra miaraka manao course sns....aza asaina manao zavatra irery izy fa nareo ohatra miaraka manao foana
Tena sarotra ny miaina eto antany an, tsiss Tonga lafatra, fa tsy misy olona natao hijaly mandrakizay koa. Misy foana ny vahaolana indrindra fa enao koa ao La Reunion, misy association maro be isankarazany ao na resaka Sport na resaka Therapie sns...mila mitady sy manao recherche fotsiny raha tianao, ohatrany hoe vao aingana enao Tonga tao la reunion, sa hoe tena tsiss irika sy fomba hafa mihitsy tetsy sy teroa, soa zany enao fa niditra tato serasera
Lasa misy herintsaina tsara enao rehefa avy mamaky ity soratro ity
Resaka Psychologie le izy fa raha tsy misy Balance tsara ny saina dia lasa misy tsy metimety mitranga Amin ny fiainana andavanandro
MaZotoa dia mahereza ary aza mitsahatra mivavaka koa
veloma njay

tiavanafi:

Bjr saho
Tena marina zany teneninao zany mahalasa adala ! miteny irery za draindray misy miresaka amiko tsy enoko ! ny tarehy lasa malazo antitra tsy fidiny , ary zany mintsy kou no nilazainy ilay prof fa za hono hotrany tsy ao @ sale d seanse mintsy ny saiko fa melangeko hono ny formation sy ny vie priveko ka ataoko aona ny tsy ampitambatra ny alina za matory antokotany ny maraina lasa mamonjy fianarana draindray ny maso bongo sady mena ny tomany tsisy cocentration zany mintsy d tsy validé t@ lay formation za d zao za hanomboka hafa ndray .
Za ndray bola tsy kivy ary tsy ho kivy fa miandry valimbavaka mba aita ny rariny ,
Na miova izy na mahita asa sy olon-kafa mba ampilamintsaina refa tonga ny fotoanany.
Fa za de zay tsy iady @ ntsony ! @ zao ange efa ataoko hoe aretina lay izy é d rehefa mietsika d lasa ah maka rivotra d rehefa miantso izy d mbola nervé d mijanona any @ aleako za fa raha vao miteny hoe modia na aiza enao alaiko d lasa miverina ndray za .
Fa na d za mandeha zany aza d ny olona rehetra zay mifanena amiko manontany hoe di moi tu a un gros souci ? Tu a un problem ou koi ? Ca se voi @ endriko na tsy mety miteny aza za d lasa mitomany irery any ambadikany za rehefa maheno anizany .

Ny tsy mahakivy ana kou d hoe : misy farany ny zavatra rehetra
Zay njay fa veloma kely
Misaotra
18. tiavanafi ( 10/01/2014 20:59)
Re :
Otrany zavatra efa nieritreretiko mintsy zany zavatra teneninao hoe marary saina misy zavatra tsy normal mintsy ary tena marina hoe mifindra satria za taloa olona tsotra kely tsy ary mba nervé zany éa za zao lasa nervé otranazy kou satria zahay miara mipetraka izy tsy maraina tsy ariva d nervé fona endrika mikentrona fona , ary izy mamorona film ao antsainy isan'andro zavatra tsy eritreretilo no itenenany ana sy tantarainy any @ olona any , ny tena mandreraka kou d ty izy tsy mba mandinitena mintsy ka hoe inona no mahatonga anizao fa hoe za manao sipa no averimberiny . Izy nge tia e ary mety tro amoureux kou nefa raha izany maninona raha miova ? Sa mety mataotra ny ato hoe resimpitiavana ? Nefa tokony andinika izy raha hoe tia zany ! hoe inona no tokony atao , fa anaovakô hoe marary saina izy efa avy nialako nandrokana d lasa za fa tsy ampy firy andro d efa mib nefa vao tonga an antrano za nisy raha erinandro d mandroka ndray , za zao 26 an izy 43an fizy tokony anome courage izy ndray no mahakivy ...za zao mba efa nisy toetrako itako fa tsy mety nialako toy ny revirevy mandendeha @ boite nefa zany zavatra tiko , fa itako hoe tsy mety d najanoko directe za mba miezaka fa izy tsisy fiezahana mintsy . Ny tiny atao de hoe za zay anao oui oui dacord nefa na de manao oui oui aza de mbola tsy mahafaly azy iany . Fa za niteny hoe raha tsy mamono ana enao de tsy maninona ! zay teneninao eo ho zakaiko fa kosa raha mbola mikasitanana desole fa za hitory. Mba teneniko hoe mila manao efort tsika roa mais non tsy henoiny akory fa ozizy hoe moi koi je bosse et je fai le coursse voila mon role mais toi ki doi changé za fona fa tsy ay mba hoe zahay roa ny iova .
Ho ezahako ny fanaovana sport teneninao fa tena mety mba mahatsara anay kou zany
Misaotra
19. saho ( 10/01/2014 21:30)
hi,
vakio tsara le soratro io, fa izy marary saina tsy mety Tonga saina mihitsy hoe izy marary saina ary tsy mety resy lahatra mihitsy
Ny tsara aminareo, dia miresaka tsimoramora ianao, maka ny fahatokisany, matoa izy niantso anao njay enao le norohasany, dia tiany ianao, raha enao hoe le nanao sipa no naverimberiny, dia teneno izy hoe passe temps fotsiny iny hoe fa enao no tena tiako hoe, hi hi. Mety misy fahasarotana izy teo Amin ny fiainany talohan ny nahitany anao, mety hoe tamin ny fahazazany na tamin ny fahatanorany na asa tsy aiko nisy experience de vie sarotra nandalovany, sokiro tsimoramora, resaho tsimoramora izy, fa raha tafavoakany izay nanahirana azy taloha izay dia tsara eo Amin ny fiainany amin izao, satria raha mbola mikombokombona any dia tsy ho afaka ao aminy mihitsy izany tsy mampety ny fiainany miaraka Amin ny olona izany (seho Depression)
mila fanamboarana tsimoramora fotsiny ny filaza azy, tsy tseromina tsy tezerana tsy mila teny marary sns.....na dia ataony aminao daholo aza ireo, fa ianao mila faharetana mafy dia mafy, ataovy ohatran ny dokotera ianao, araka ny teninao hoe oui oui
tadidio fa farany izy hanaiky hiaraka aminao any doc, mety misy Depression izy, mila tsaboina sns....hanontanio tsara ny doc nareo, fa azo sitranina io Depression io
rehefa vita ny fitsaboana mety hiova Amin izay izy
Mirary soa dia bn Chance e
veloma

tiavanafi:

Re :
Otrany zavatra efa nieritreretiko mintsy zany zavatra teneninao hoe marary saina misy zavatra tsy normal mintsy ary tena marina hoe mifindra satria za taloa olona tsotra kely tsy ary mba nervé zany éa za zao lasa nervé otranazy kou satria zahay miara mipetraka izy tsy maraina tsy ariva d nervé fona endrika mikentrona fona , ary izy mamorona film ao antsainy isan'andro zavatra tsy eritreretilo no itenenany ana sy tantarainy any @ olona any , ny tena mandreraka kou d ty izy tsy mba mandinitena mintsy ka hoe inona no mahatonga anizao fa hoe za manao sipa no averimberiny . Izy nge tia e ary mety tro amoureux kou nefa raha izany maninona raha miova ? Sa mety mataotra ny ato hoe resimpitiavana ? Nefa tokony andinika izy raha hoe tia zany ! hoe inona no tokony atao , fa anaovakô hoe marary saina izy efa avy nialako nandrokana d lasa za fa tsy ampy firy andro d efa mib nefa vao tonga an antrano za nisy raha erinandro d mandroka ndray , za zao 26 an izy 43an fizy tokony anome courage izy ndray no mahakivy ...za zao mba efa nisy toetrako itako fa tsy mety nialako toy ny revirevy mandendeha @ boite nefa zany zavatra tiko , fa itako hoe tsy mety d najanoko directe za mba miezaka fa izy tsisy fiezahana mintsy . Ny tiny atao de hoe za zay anao oui oui dacord nefa na de manao oui oui aza de mbola tsy mahafaly azy iany . Fa za niteny hoe raha tsy mamono ana enao de tsy maninona ! zay teneninao eo ho zakaiko fa kosa raha mbola mikasitanana desole fa za hitory. Mba teneniko hoe mila manao efort tsika roa mais non tsy henoiny akory fa ozizy hoe moi koi je bosse et je fai le coursse voila mon role mais toi ki doi changé za fona fa tsy ay mba hoe zahay roa ny iova .
Ho ezahako ny fanaovana sport teneninao fa tena mety mba mahatsara anay kou zany
Misaotra
20. sipagasy ( 09/02/2014 17:06)
MIARAHABA,

nanao ahoana ihany ianao any izay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9367