canapé design multicolor eto Tanà : aiza no misy mivarotra ô ?

1. Tokinao ( 29/12/2013 14:55)
Salama daholo ô!

Dia miarahaba tratry : ny fety daholo.
Mba saika anontany ange e : aiza ho aiza eto Tanà no misy mivarotra "canapé design" miloko "maroloko" (couleur gaie na multicolor hoy ny vazaha.

toy toy ireto :
http://www.blog-espritdesign.com/wp-content/uploads/2010/08/salon-design-blanc-roche-bobois-2009.jpg

http://www.leblogdeco.fr/wp-content/2009/05/salon-multicolore-roche-bobois.jpg

http://blogs.cotemaison.fr/ladecodefelicie/wp-content/blogs.dir/255/files/2010/09/image_zoom_20100121134513.jpg

http://www.lesjolieschoses.com/photos/produits/zoom/RocheBobois_CanapeRythme.jpg

http://maison1.advcdn.net/images/medias/000/019/000019089/660.jpg

http://www.roche-bobois.com/uploads/media/collections/20100312132507.jpg

Raha mpanamboatra canapé ianao ka mety hahavita toy ireo dia mba anoraty e.

Misaotra tompoko ô.
novalian'i Ratoa ny 01/01/2014 22:06
2. booboo ( 30/12/2013 18:07)
(Asa i Kitjo raha mbola mankato na tsia ? izy izao mety afaka manampy an'i Tokinao )
3. Ratoa ( 01/01/2014 22:06)

slt dia bonne année koa

maninona raha imprimer-na ny modely tianao dia mamapanao? ny gasy anie manana kalitao. Ny ahy coussin misara-tasaraka. Nahazo hevitra fa ho soloiko ny lambany fa efa antitra loatra. .
Izaho ihany no Manolo azy hatrany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1122