Ho an'izay liana am valim-bato

1. sitlo ( 22/12/2013 13:00)
http://www.cenit.mg/dossiers/Recap_National_confroter_etat.php


Tsy ampy 1.500.000 ny mpifidy voasoratra ofisialy. Ary tsy ampy atsasak'ireo akory no nandeha nifidy. Izany hoe latsaky ny 800.000

Avy eo ary hoe afaka taona vitsivitsy dia hisy hitaona olona hanimba ny toekarena indray fa hoe mahantra loatra ny firenena ka mila mpitondra vaovao. Dia hitarika olona eo amin'ny 1.000 na 10.000 eo ho eo, dia avangongo amin'ny toerana iray. Dia hoe vahoaka be vonona hampandroso firenena nomitolona...

Nefa araka ny isa ofisialy, 21.000.000 ny isan'ny malagasy. Ny 20.000.000 izany tsy blem fa andeha atao hoe tsy ampy taona daholo.

Japon aza firenena kely io mandroso, sa tsy izay ilay fitenin'ny mpitarika grevy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1859