Mpanao propagandy tsy mahalala fomba

1. alfantomas ( 14/12/2013 13:05)
Mahavarina fa tsy misy mahalala fomba intsony amin' izao na ny kely na ny lehibe fa ity tranga iray teny Ampitatafika ity dia tena hafa mihitsy; Mpanao propagandy mijanona eo akaikin' ny toerana andevenan' ny fianakaviana iray kanefa ny hira mihetsiketsika tsy mba najanony akory na farafaharatsiny mba nahena ny feony fa vao maika natabataba...dia tena tsy mahalala izay tokony hataony tokoa ve sa mody tsy miraharaha mihintsy!!???
2. vahiny2004 ( 17/12/2013 08:50)

alfantomas:

Mahavarina fa tsy misy mahalala fomba intsony amin' izao na ny kely na ny lehibe fa ity tranga iray teny Ampitatafika ity dia tena hafa mihitsy; Mpanao propagandy mijanona eo akaikin' ny toerana andevenan' ny fianakaviana iray kanefa ny hira mihetsiketsika tsy mba najanony akory na farafaharatsiny mba nahena ny feony fa vao maika natabataba...dia tena tsy mahalala izay tokony hataony tokoa ve sa mody tsy miraharaha mihintsy!!???


Tsy miraharaha e, angaha mahalala izany hoe "respect de l'autre" izany intsony ny malagasy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4149