Kilasy mandry

1. Lesla ( 23/11/2013 21:39)
Misy kilasy mandry ho any ankizilahy 13 /14 taona ve eto madagasikara?
novalian'i djhamhal ny 24/03/2014 12:33
2. sitlo ( 10/12/2013 01:55)
Sekoly Paul Minault eny Androhibe. Sekoly miankina amin'ny finona protestanta ilay izy.
3. mpisotrtoaka ( 11/03/2014 07:15)
tsy misy katôlika na ireny ONG ireny angaha !
4. djhamhal ( 24/03/2014 12:33)
Sekoly Paul Minault eny Androhibe. Sekoly miankina amin'ny finona protestanta ilay izy ; za koa ary izay vao nahafantatra an zany an ! merci ê!ny fantako dia ny any Arivonimamo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9557