Paozy matory

1. hery ( 14/11/2013 10:29)
Samy manana ny fatoriny (matory fotsiny an). Fa amin'izao ririnina izao dia ilay A sy B no tena milay. Ilay F mandreraka :-p

novalian'i andrywui ny 23/12/2013 10:30
2. Nehemiah ( 14/11/2013 14:03)
Marina fa milay ny B kanefa tsy mahavoan'ny crampe V :-) ?
3. hery ( 14/11/2013 14:17)
lolll. Tsy maha voan'ny krampy ka. Somary manempotra fotsiny satria tsy ampy ny rivotra miditra :-)
4. danbal ( 14/11/2013 18:02)
an,an, vao manomboka matory aloha de B, de avy eo lasa C, de mivadika D ndray, rehefa le misasakalina iny lasa E, de rehefa le akaiky maraina lasa H aloha de rehefa maraina @zay lasa F, hi,hi
5. andrywui ( 23/12/2013 10:30)
Tsy ampy io sary io fa tokony mbola hisy I sy J kou izay roa farany zay no tena milay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6915