Dikanteny : telechargement

1. berainy ( 12/11/2013 07:04)
Miarahaba antsika ato,
Inona kay no azo andikana ny hoe telechargement na download @ teny gasy?

Misaotra.
novalian'i eprom ny 14/01/2014 08:32
2. 5laody ( 13/11/2013 15:46)
SAlama Rainy,

Izaho dia "mampidina" no fiteniko, somary ankapobeny ilay izy fa mora azo ihany rehefa fantatra ny contexte (inona no fiteny ny hoe contexte?).

Maintenant, je vais telecharger ma thb dans un verre. Santé à tous!
3. hery ( 14/11/2013 14:22)
Hors sujet:

telecharge ton short... :-p


Matetika aho rehefa amin'ny internet dia hoe "Sintomy eto" na hoe "Alaivo eto" no dikan'ny hoe "telecharger ici"
4. 5laody ( 08/12/2013 22:45)

hery:

Hors sujet:

telecharge ton short... :-p


Matetika aho rehefa amin'ny internet dia hoe "Sintomy eto" na hoe "Alaivo eto" no dikan'ny hoe "telecharger ici"

hahaha, kilalao mahery vaika be ilay izy raha sintonina.... ary rehefavita ny natao dia alaina eto (akaikin'ny varavarana?)
5. mirananirina ( 09/12/2013 18:52)
telesargeo dia kôpy daholo ny Malagasy e! :D . " Famindrana" ve azo andikana azy, sa tsy mety izany.
6. bor2lais ( 10/12/2013 14:02)
Sao dia mety koa ny hoe "fampodiana" (rapatriement) ! :-)
HS:

Télécharge Ra... !

:-)
7. eprom ( 14/01/2014 08:32)
Sarika ve tsy mety?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.086