Mamy ny mody!!!!!

1. danbal ( 04/11/2013 19:03)
Asa ianao raha otra ahy, ozy le hira zay, efa ho 20taona latsaka zao no nipetrahako taty ivelany taty, de mba mody manao vacance ihany isa-taona fa Mamy ny Mody, fa isaky ny mody de mahita fa miova ny ao an-tanana ao ?????? de tonga @ hiran'i Bodo e, hoe Gasy Mody, aza manantena hamantana ny tany malemy hanorenam-pangady hono fa fahoriana sy ranomaso no fiazanao ao.Tena marina io. Indrisy ry taniko mamiko!!!!!!
novalian'i danbal ny 08/11/2013 18:32
2. hery ( 08/11/2013 09:58)
Raha sendra nivoaka ny trano ianao ka notafihan'ny mpangalatra sy mpandroba ny trano... ary mbola fantatrao fa miandry anao ao ry zareo handroba izay entinao miverina mody... dia hody ve? Na dia hoe mamy aza ny mody?
3. danbal ( 08/11/2013 18:25)
O ry Hery a, de tsy hody mihintsy zany, de aona fotsiny ? nefa hoe ny akoho aza mahalala mody! hi,hi
4. danbal ( 08/11/2013 18:32)
sady le mpangalatra sy mpandroba ange ry Hery le tsy hiala ao mihintsy e, de aona? ariana zany ny ny tanĂ na satria sao de voaroba ao ? za aloha tao efa in-2 voaendaka e, nefa de tonga manao vacance ihany za isan-taona fa tsy hoe izany akory no tsy hodiana an-tanindrazana!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3745