Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ...

1. Nehemiah ( 28/10/2013 12:23)
Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ho an'ny firenena fa tsss...
novalian'i Nehemiah ny 10/12/2013 12:24
2. vahiny2004 ( 29/10/2013 11:03)
Nehemiah:

Avelao tsaboin'i Dr Robinson any ilay Fery Vaovao ho an'ny firenena fa tsss...


Toa ho sarotra tsaboina fa toa miendrika homa-miadana :-P
3. mirananirina ( 29/10/2013 17:13)
Ssssss tsy mila Ravalo sy tgv.
4. Nehemiah ( 30/10/2013 05:44)
Efa tonga 2e tour i Fery Vaovao. Nohon'izany tsy maintsy Robinson no fidiko. Tsy hoe manohana an-dRa-8 aho fa tsy maintsy valiako faty i Rajao
5. vahiny2004 ( 30/10/2013 09:04)

mirananirina:

Ssssss tsy mila Ravalo sy tgv.


Dia ahoana ny 2ème tour izany ?
6. mirananirina ( 31/10/2013 14:11)

vahiny2004:


mirananirina:

Ssssss tsy mila Ravalo sy tgv.


Dia ahoana ny 2ème tour izany ?

Raha ireo no hanao 2è tour dia maka dr aho
7. danbal ( 08/11/2013 18:35)
Fa fantaro tsara aloha hoe "Iza moa i Dr Robinson"!!!!!
8. Nehemiah ( 09/11/2013 05:49)
Tsy raharahako, ny ahy dia ny hamaliana faty an'i Fery Vaovao ihany no tanjoko
9. danbal ( 11/11/2013 16:43)
e,e,e,e,e ka raha otrizany daholo no toetsain'ny Gasy de tsy maintsy ho any an-davaka foana ihany no hiafarana fa aza manantena ho tafavoaka eo, valifaty sy lonilony sy ny halako bika tsy tiako tarehy, zany foana ve?????? Pauvre de toi!!!!!! Soa fa mbola betsaka ihany ny olona mandinika sy misaina na de tsy vitsy aza no maivan-doha!!!!
10. mirananirina ( 10/12/2013 09:28)

mirananirina:


vahiny2004:


mirananirina:

Ssssss tsy mila Ravalo sy tgv.


Dia ahoana ny 2ème tour izany ?

Odryyyy diso aho teto fa tsy i dr mihitsy no nalaiko an!! Rehefa namerina namaky aho vao taitra be.
Raha ireo no hanao 2è tour dia maka dr aho
11. Nehemiah ( 10/12/2013 12:24)
Danbal >> Tsy maninona fa tsy maintsy valiako faty izy (ary mariho tsara fa izaho tsy mandoro ny orin'asan'ny olona amaliako faty ary tsy mampaninona ahy raha mipetraka aty Madagasikara izy).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1543