Seraser'alina 2013?

1. hery ( 27/10/2013 19:05)
Salama daholo.

Misy resaka mandeha amin'ny hisian'ny Seraser'alina 2013 amin'ny 30 novambra izao ao Paris ka iza no vonona?

Misy an'ilay Insomnia izay andraisan'i Raozigasy anjara (Jereo eto) amin'io ka asa raha mety hoe miara-mirona any daholo, sady manotrona an'i Raozigasy (Iza moa Raozigasy) no miara-mikorana.


Tahaka izao izany ny vinavinam-pandaharama-potoana

- 19.30 RER bretigny ohatra
- 20.00 Mac Do eny akaiky eny
- 21.00 Insomnia
- 00.00 mikorana sy mifalihavanja mandra-maraina
- 07.00 miparitaka

Aorian'io koa ny 1er hariva dia mbola afaka mandeha any amin'i Arison Jaha sy ny Spoutnik-ny.

Ahoana ny fahtanareo azy?
novalian'i sipagasy ny 14/11/2013 21:23
2. MATOKYAH ( 27/10/2013 19:22)
Milay be zao @io a! rah mb mahare vao2 narew de mb ilazau zah OK!
3. booboo ( 28/10/2013 08:17)
Tapa-tongotra raha ilay seraseran'alina, any @ ilay an'i Jaha mifanabe maso e (misy motika ve klou ? )
4. mirananirina ( 29/10/2013 17:23)
(y)
5. MATOKYAH ( 29/10/2013 18:07)
Fa inn le motika fa ten ts azoku?
6. MATOKYAH ( 29/10/2013 18:10)
booboo:

Tapa-tongotra raha ilay seraseran'alina, any @ ilay an'i Jaha mifanabe maso e (misy motika ve klou ? )
7. sipagasy ( 14/11/2013 21:23)

MATOKYAH:

Fa inn le motika fa ten ts azoku?


ny motika dia = sakafo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2856