You are here: home > Forum

Akanjo sexy

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Akanjo sexy
Valiny : 12
rakotobe425 - 18/10/2013 12:12
Mba tiako ho fantatra oe inona marina no tanjonareo vehivavy amin'ny akanjo sexy, indrindra fa ny slim sy ny akanjo mampiseho nono?
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 18/10/2013 21:06
Ny slim sy akanjo mampiseho nono mba azoazo ihany , fa ny mini jupe tena ilay ampoto pe no mahagaga sy mahatalanjona ihany . Mahagaga anefa dia tianarro lehilahy izay ireny ka toa tsy hitako izay olana rehefa tsy miseho ny zavatra
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 19/10/2013 17:06
inona ilay"zavatra" zany ry mirana ?? tsy possible zany fa i mirana v aona e ,, mbola misy polisi vao le"zavatra"
Valio | Miverina eny ambony
hadji - 27/10/2013 10:20
ilay ao anaty silipo lesy ra andry fa nareo mody vendrana nefa tena tompony an....................
Valio | Miverina eny ambony
hadji - 27/10/2013 10:20
ilay ao anaty silipo lesy ra andry fa nareo mody vendrana nefa tena tompony an....................
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 27/10/2013 11:18
Ka innn le anarany ra hadji fa tompony aona ary à , be zavatra ao anaty silipi ao zany ane e volony. Vonnnny, maoja, cue. Etc ....ka zay n antniko anareo sy mirana io oe préciséo le izy .....
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 01/11/2013 10:02

hadji
clitoris letia andry a


Ataovy teny gasy mou e ,, innn zan clouitenisy zany ?? Huh
Valio | Miverina eny ambony
danbal - 03/11/2013 18:08
slt daholo, maninona ndray ny akanjo sexy????? ye, ka tsy zany fa efa lafo angamba ny lamba sady ny krizy efa mamely mafy manao ze ho afany, efa ho 25cm sisa ny halavan'le jupo, ny an'ny sasany sady efa 25cm sisa no mbola nasiana tataka ndray aloha, aoriana, andrirany ?D'efa manao ze tsy hihavanana mihintsy e!!!!, jereo ny artista gasy manao clip miseho @ tele gasy ho antsika ze mahazo tele gasy, mahakivy!!!! hoe otrireny ve le tena atao hoe tsara fa tena mba tsy izy kosa e,mba ialana pà aloah de any @ piscine no atao le clip, @zay maillot de bain daholo no anaovana, fa rehefa kelikely de hiaka-tsehatra ireny , tako-kenatra sisa tavela. Le akanjo mampiseho nono sy sy le 25cm aloha efa tafavoaka eny an-dalambe, de asa aona ndray ny manaraka. Ty hala-tahaka sy lamody ty ko aloha tena manapoizina mihintsy e, hany ka miharihary otrany kary an'efitra le mba tokony hafenina. Ka mba hajao ihany le vatanao ry zavavy isany fa aza de atao exposition loatra, sady mba mijere fitaratra koa alohan'ny hivoahana ny trano fa misy ange de tena orera e, ny vazaha mitazana no mahazo fafiny !!!!!
Valio | Miverina eny ambony
Fitokisana - 10/06/2014 23:05

danbal
slt daholo, maninona ndray ny akanjo sexy????? ye, ka tsy zany fa efa lafo angamba ny lamba sady ny krizy efa mamely mafy manao ze ho afany, efa ho 25cm sisa ny halavan'le jupo, ny an'ny sasany sady efa 25cm sisa no mbola nasiana tataka ndray aloha, aoriana, andrirany ?D'efa manao ze tsy hihavanana mihintsy e!!!!, jereo ny artista gasy manao clip miseho @ tele gasy ho antsika ze mahazo tele gasy, mahakivy!!!! hoe otrireny ve le tena atao hoe tsara fa tena mba tsy izy kosa e,mba ialana pà aloah de any @ piscine no atao le clip, @zay maillot de bain daholo no anaovana, fa rehefa kelikely de hiaka-tsehatra ireny , tako-kenatra sisa tavela. Le akanjo mampiseho nono sy sy le 25cm aloha efa tafavoaka eny an-dalambe, de asa aona ndray ny manaraka. Ty hala-tahaka sy lamody ty ko aloha tena manapoizina mihintsy e,
hany ka miharihary otrany kary an'efitra le mba tokony hafenina. Ka mba hajao ihany le vatanao ry zavavy isany fa aza de atao exposition loatra, sady mba mijere fitaratra koa alohan'ny hivoahana ny trano fa misy ange de tena orera e, ny vazaha mitazana no mahazo fafiny !!!!!


Fa inona marina no tena tadiavin'ny lehilahy e? manao ankanjo lava ny vehivavy lazaina masoeur, manao ankanjo fohy kianina! Nefa fahafinaretin'ny mason'ny lehilahy ny mijery azy!

Sao dia mba ny toetsain'ny lehilahy kosa aza no tokony hiova e! Tsy ny tapany ambany no mieriteritra fa le tapany ambony! hahaha, de haniry nify ny akoho!
Valio | Miverina eny ambony
andrywui - 11/06/2014 08:11
Sssh ze maharesy lahatr anao piakanjo azy iany io e ,,,,fa na zipo be aza no anaovany nefa nde hijorojoro izy amnio na miaingainga b izy de voafitaka daholo .
Fa afaka manao ze tinao enao na mini na short (vehivavy io à) n'a manaitra lehilahy na manaitra filana ny lehilahy . Satri manko zay iany le adihevitra oe ataovy maontina fa mandrangitra filana le akanjonareo eee ,,,,FA SAO KOSA de le lehilahy sasany no efa "rangitra filana" lava ?
Valio | Miverina eny ambony
iriantso15 - 08/01/2015 11:36

mirananirina
Ny slim sy akanjo mampiseho nono mba azoazo ihany , fa ny mini jupe tena ilay ampoto pe no mahagaga sy mahatalanjona ihany . Mahagaga anefa dia tianarro lehilahy izay ireny ka toa tsy hitako izay olana rehefa tsy miseho ny zavatra
i miranirina io zao anie mpanao mini_jupe e?mafnaritr alou n mjery anareo eny andalana e?manainga fanahy . za alou de ti vehivavy manao sexy e?aiza no hisy leila ts o ti anareo mstyl eny andalana eny,na n veivavy oatr anareo aza tara ndraindray ku
Valio | Miverina eny ambony
jose076789 - 09/10/2017 07:06
slt daolo za tena mahafinaritra ahy ny mijery vehivavy manao sexy

Valio | Miverina eny ambony