Sipa amin'ny facebook

1. rakotobe425 ( 18/10/2013 10:06)
Tena marina ve ireny sipa amin'ny facebook ireny sa adiresy sandoka fotsiny?
novalian'i moi ny 04/06/2014 12:22
2. hadji ( 18/10/2013 14:19)
misy marina fa misy pute de luxe
3. andrywui ( 21/11/2013 12:06)
izao no fika ahitana oe fopla na tena izy ireny sipa na bandy amn faceb ireny ,,, jereo ny album ny ka raha vao sary iray na roa fotsiny n ao d fopla iz zay huhuhih
4. mpisotrtoaka ( 06/01/2014 12:49)
marina mihitsy izany ! Indrindra ka hoe tsy mampiseho profil izy fa miafina
5. mpisotrtoaka ( 11/04/2014 11:38)
tahaka ny ataontsika aty am serasera e !
6. Fitokisana ( 04/06/2014 11:10)
Le miafina na vitsy sary anefa hoy aho no tena marina. Satria tsy tiany ho hitan'io jiolahimboto, jiolahimbavy rehetra io ny profilany!!!
7. moi ( 04/06/2014 12:22)
Ny ahy dia izao ihany : ao amin'ny Skype aloha mifampitazana ; zany aza mbola tsy ho azo antoka tanteraka. Misy namana tena mi-exigé mihitsy hoe omeo skype-nao...
Fitokisana:

Le miafina na vitsy sary anefa hoy aho no tena marina. Satria tsy tiany ho hitan'io jiolahimboto, jiolahimbavy rehetra io ny profilany!!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4833