You are here: home > Forum

Secheresse vaginale

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : Secheresse vaginale
Valiny : 2
rakotobe425 - 18/10/2013 12:03
Inona no hataonay lehilahy raha io no mitranga? Mety misy hadisoanay ve na manao zavatra mampalahelo zahay ka tsy mety taitra ny vehivavy?
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 14/11/2013 22:15
mila mijery dokotera raha mitranga izany!
Valio | Miverina eny ambony
vonynive - 19/02/2014 10:51

rakotobe425
Inona no hataonay lehilahy raha io no mitranga? Mety misy hadisoanay ve na manao zavatra mampalahelo zahay ka tsy mety taitra ny vehivavy?

tena maharary tokoa ho an'ny vehivavy ny ampidirina filahiana nefa maina, raha i1 mandeha no maina d mety hoe ny saina mihitsy no tsy ao fa raha maina foana d tsara raha manatona dokotera tokoa
fa aleo mando vao manao firaisana

Valio | Miverina eny ambony