Tovolahy mitady taolantehezana

1. njaraiharana ( 17/10/2013 19:33)
Miarahaba
Tovolahy 32taona nisarabady, mananjanaka lahy kely (à charge) (de bas ages), manana anton'asa; monina aty europa, fihaviana :Antananarivo
mba te hifandray @ tovovavy matotra, efa mba monina aty europa, ary mba avy ao Antananarivo ny fihaviana.
Ito ny adresse mailaka:njara_iharana@hotmail.fr
Misaotra
novalian'i shannie ny 05/03/2014 17:20
2. mirananirina ( 18/10/2013 19:08)
Raha vao mitarika izany ohatra ny tsy ahazo eto @ net an! Aleo ihany mijery réel raha azo atao e.
3. shannie ( 20/10/2013 13:08)
Aza akiviana kosa izy eh! izay mahasoa atan' Andriamanitra fa mahereza ry se an. dia aza maimaika nefa rehefa maita. mirar soa e.
4. amanite ( 22/10/2013 18:10)
Bonjour,
je suis interéssée par ta proposition ,si tu veux , tu peux me répondre ici dans un premier temps.A bientot peut etre?
5. njaraiharana ( 22/10/2013 19:24)
amanite:

Bonjour,
je suis interéssée par ta proposition ,si tu veux , tu peux me répondre ici dans un premier temps.A bientot peut etre?

Bjr,
ahoana kosa moa no iresahina izany eto imasombahoaka be eto, tsy aleo ve mifanmpiresaka @ email mivantana no metimety, ny ahy (njara_iharana@hotmail.fr)
6. njaraiharana ( 22/10/2013 19:25)
amanite:

Bonjour,
je suis interéssée par ta proposition ,si tu veux , tu peux me répondre ici dans un premier temps.A bientot peut etre?

Na raha toa ka ttsy mbola te hifandraya amiko @email ianao, dia mba lazalazao ary oe ny momba anao, fa ny ahy efa voalazako etsy ambony.
Mandrapiresaka
7. amanite ( 23/10/2013 06:12)

njaraiharana:

amanite:

Bonjour,
je suis interéssée par ta proposition ,si tu veux , tu peux me répondre ici dans un premier temps.A bientot peut etre?

Na raha toa ka ttsy mbola te hifandraya amiko @email ianao, dia mba lazalazao ary oe ny momba anao, fa ny ahy efa voalazako etsy ambony.
Mandrapiresaka
Bjr
Tu as raison ,mieux vaut continuer la discussion en privée ,alors je t'ai envoyé un email , tu peux me dire si tu le reçois .merci .Mandrapiresaka
8. amanite ( 23/10/2013 08:24)

Je m'excuse de revenir encore , je vois que l'email n'est pas passé , pourrais tu stp m'ecrire à l'email ci dessous : amanite.capg@laposte.net MERCi
9. vahiny2004 ( 24/10/2013 09:47)
Fa tsy tianareo angaha mampiasa ilay messagerie serasera e , fara faharatsiny any mifanome adresse mail fa eto hitan'ny be sy ny bobaka izay lazaina
10. booboo ( 24/10/2013 17:54)
:-D (miandry mpizara popcorn)
11. fatma13 ( 26/10/2013 09:23)

njaraiharana:

Miarahaba
Tovolahy 32taona nisarabady, mananjanaka lahy kely (à charge) (de bas ages), manana anton'asa; monina aty europa, fihaviana :Antananarivo
mba te hifandray @ tovovavy matotra, efa mba monina aty europa, ary mba avy ao Antananarivo ny fihaviana.
Ito ny adresse mailaka:njara_iharana@hotmail.fr
Misaotra
12. njaraiharana ( 07/01/2014 18:22)
Toa tena tsy misy valiny mihitsy ilay antsoko izany.
13. hery ( 05/03/2014 09:00)
Tsy namaly tsony ngah amanite?
14. shannie ( 05/03/2014 17:20)
D Tsy iinana popcorn ndray v zany zhay?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.183