Inona no hatao raha te hatanjaka be?

1. rakotobe425 ( 17/10/2013 08:48)
Za te hatanjaka be mahavita minitra maromaro.Satriko malemilemy miitsy ny vadiko vao miala aho. Inona no fika e. Misy zavatra ohanina ve?
2. Nehemiah ( 17/10/2013 12:52)
Viagra re
3. mirananirina ( 18/10/2013 19:10)
Lol!! Rah. Kely aina koa tsy tian ny sipa, manaova sport fotsiny dia matanjaka ny tena.
4. andrywui ( 19/10/2013 15:14)
non sport tsy possible ry mirana fa red bull tonga de ombilah elah amniny rakoto a
5. andrywui ( 19/10/2013 15:15)
red bull+ sakamalao = malemilemy ny vadindrakoto
6. mpisotrtoaka ( 29/01/2014 08:51)
soloy fanoto ny entan'ise Rakoto d mety io a ! Na ampiasao ny lela e !
7. rabaradaka ( 07/02/2014 11:56)
tsotra e, sakamalao sy voatabia no ampiarahina, tsyasiana sira fa hohanina tsotra amin'izao
8. iriantso15 ( 19/02/2015 08:32)

mirananirina:

Lol!! Rah. Kely aina koa tsy tian ny sipa, manaova sport fotsiny dia matanjaka ny tena.
mis ol tena manao sport ar tena matanjaka fa ts maavita miaritra rah RS no reraana r mirana an!
n erintsaina no tena mitondra an io @ leila
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834