Vehivavy mampirafy

1. rakotobe425 ( 17/10/2013 08:46)
Inona no ahafantarana fa efa azon'ny hafa ny vady: matory be sa tsy misy tsiro sa malalaka be?
novalian'i Strong3 ny 30/11/2018 05:47
2. andrywui ( 19/10/2013 15:16)
mifiompioka izy nefa i rakoto efa teratsemboka !!...
3. hadji ( 27/10/2013 09:21)
ka leaza a
4. andrywui ( 27/10/2013 10:15)
I hadji ve mifiopioka kou ....
5. ded.kitty ( 02/04/2014 03:39)
Ary ra Andry izany mahalala an.
6. Dreamlover14 ( 08/08/2014 09:28)
tsy hita io. ZA efa sendra an'izany. Avy miodina any izy dia mety efa avy nandro tany de milaza azy ho valaka refa tonga ao antrano. Gentille be izy nefa ra vô mitady hi-RS elà de mandà gentiment izy.

Ny ampitson'iny kosa ela de omeny tsara. ao @ foufoune tsy fantatra mihitsy fa refa fantatro ilay tantara, après recoupement de tadidiko daholo ny fihetsiny t]@ zany
7. Strong3 ( 10/02/2015 10:10)
hihihih de raha fantatrao aza fa tany izy de ahoana?

hiaritra sa handroaka sa hiala sa hanao ihany koa???

ny aza voany fotsiny ....
8. iriantso15 ( 19/02/2015 07:34)

Strong3:

hihihih de raha fantatrao aza fa tany izy de ahoana?

hiaritra sa handroaka sa hiala sa hanao ihany koa???

ny aza voany fotsiny ....
hahaha eo le tena gravbe an! aza voany marina fa tena mandraingiraingy an
9. Strong3 ( 19/02/2015 09:12)

iriantso15:

Strong3:

hihihih de raha fantatrao aza fa tany izy de ahoana?

hiaritra sa handroaka sa hiala sa hanao ihany koa???

ny aza voany fotsiny ....
hahaha eo le tena gravbe an! aza voany marina fa tena mandraingiraingy an

de hoe... raha fantako fa tany izy nefa mifona , izy koa manja sady mbola mahapotika ahy dia avelako, fa za tsy matoky azy intsony.

atsy amin'ny forum iray atsy nisy olona tratra ohatran'io , fa tena noraisin'lery ihany ilay vadiny.
tena trop be anefa ilay acte; mbola virijiny ilay vhv no nalainy vady , tena manana ny ampy , tsy misy mahaory ry zareo; fa ny nahaory ilay vhv dia izy mbola tsy nidirana filahiana afa tsy ny an'io vadiny io , ka mba te hanandrana filahiana hafa hono. fa tao anatin'ny roa (2) taona niodina tamin'ny lhl 3 ilay vhv vadiny , ary rehefa leo dia niaiky (nibaboka) tamin'ny vadiny.
_ de izao no zavatra nolazain'ilay vhv, par curiosité fotsiny no nahatafalatsaka ahy fa tsy misy tiako ilay olona ,fa ilay faharoa no namatotra ahy teo amin'ny 10 mahery ity de izay za vao afaka taminy; fa ilay voalohany sy farany indray daholo ihany....

_ Tena rarak'ivy za namaky ilay resaka; hay misy vhv manana olana tahaka izany eto madagasikara eto ...mdr

fa namela ilay vady ilay lhl vadiny hoa. fa ny sainy fotsiny no tsy mbola sitrana fa mbola manaikinaikitra be ilay hoe ity vadiko dia namadika ahy ...

Ny tsara zareo de izao ah! aleo tsy mahalala na mampahafantatra hoe misy izany
ny fiafaran'io mantsy tsy maintsy misy valifaty foana matetika , ka ny zaza no hijaly. ary ny lhl afaka manambady tsy misy olana firy fa ilay vhv tsy maintsy hizakazaka ihany vao ho stable rehefa avy eo...
fiainana daholo anefa izany; asa hoe nahoana fa izay aloha ilay izy... tsy hita hoe hitora-bato an'iza fa izay voa manodidina eh! __ ny vy hono tsy mikitrana irery
10. Ryhaj ( 29/11/2018 16:48)
Izaho dia nanamboatra application (Android ihany, tsy mandeha iPhone) ho an'ny RAD, atao ao @ telephone an'ny zanaka. Papa na maman dia afaka manaramaso(mamaky) ny sms sy appels rehetra(entrants/sortants) @ telephone an'zanany, izany mba iarovana azy @ olona miserasera aminy(refa miconnecte internet ilay ankizy vao lasa any @ compte personnel web-nao daholo ireo, mahazo login personnel enao).

PS: mazava ho azy, azo ampiasaina @ madama na ramose :)

Raha liana ianao, dia indro ny email-ko: "sms.vu@vu.cx"
11. Strong3 ( 30/11/2018 05:47)

Ryhaj:

toa anahirana ity resaka ity
lasa tsy misy fahandriapahalemana izany ny tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962