Aza mamono vady intsony e

1. rakotobe425 ( 10/10/2013 11:54)
Izao no atao raha te hiala amin'ny famonoana vady:
1) Mandefera aloha mandritra ny fotoana maha-règle azy fa kizitina izy eo;
2) Ampitomboy ny firaisana ialohavany filalaovana klitorisy sy ny sisa, ka kendreo haharitra be.
3) Anaovy kely amin'ny maraina. Tsy firaisana andefana ranony io fa hanaitairana azy hitady anao foana. Dia omeo azy ny anjarany rehefa matory na amin'ny antoandro. Dokadokafy izy. Izy ange no hiafarana e!
4) Aza heverina ho vetaveta ny torohevitro.
novalian'i pizza ny 14/07/2014 12:17
2. andrywui ( 11/10/2013 05:45)
3/anaovy kely am maraina ? Taitaitra eo izy mou elah lasa niasa ! De tonga de nitandroka bandy teny ho eny izy alou fefa mendy ntairitairnlah teo ,, vita elah tonton
3. pizza ( 14/07/2014 12:17)
ary elah le anisany tsy mahatoky vady an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1474