Malemin'ny firaisana ny vehivavy

1. rakotobe425 ( 10/10/2013 11:46)
Basy vava sy tsy mifidy hotenenina ny vadiko. Mpila ady amiko. Nampitomboiko be ilay firaisana de lasa ilay kizitina. Ianareo vehivavy ve malemy ara-tsaina rehefa omena firaisana be dia be? Izay tiako hanaovana azy fotsiny izao fa efa lasako ilay NOFO dia ahy koa ny SAINY.
2. Isabella ( 10/10/2013 12:23)
misy vehivavy mapalahelo mitsy any ho any zany :)
3. cbd ( 10/10/2013 12:27)

rakotobe425:

Izay tiako hanaovana azy fotsiny izao fa efa lasako ilay NOFO dia ahy koa ny SAINY.

mampa b ny vadin'laha zany!
4. vony501 ( 11/10/2013 07:40)
Indrisy! vady vita fanekena ve dia atao an'izany? fa angaha izany no nifanekenareo?
5. hery ( 11/10/2013 07:52)
Tsy fantatra eto izay tena malemy.

Mety tena izay koa no tadiaviny dia mody anaovany be vava ianao dia indro fa roboka manome foana araka ny ilainy loll.

Modiany fanina fotsiny amin'izay manome.

Ny vehivavy koa anie fetsy foana e
6. vale ( 11/10/2013 09:18)
Aiza kosa dia hoe: malemin'ny firaisana, ohatry ny hoe adala ny firaisana izany ny vehivavy, tsy mitovy ny lehilahy sy ny vehivavy kah, fa tena marina aloha hoe matetika ny vhv rehefa kizitina be dia tsy ampy calins, lolllll!!!!!!
7. hadji ( 14/10/2013 03:22)

vale:

Aiza kosa dia hoe: malemin'ny firaisana, ohatry ny hoe adala ny firaisana izany ny vehivavy, tsy mitovy ny lehilahy sy ny vehivavy kah, fa tena marina aloha hoe matetika ny vhv rehefa kizitina be dia tsy ampy calins, lolllll!!!!!!
azafady vale a ny sipa rehefa tsy ampy anio firaisana io kizintina ary rehfa ampy filahiana indray dia falifaly sy jejokely mazoto miasa sns e...
8. vale ( 15/10/2013 20:35)

hadji:

hadji: ouii, zay anie no teneniko oe rehefa tsy ampy calins "...." dia kizitina ny vhv e! (tsy azon'i Hadji ilay calins tiko tenenina, hihi ^^)
9. andrywui ( 21/11/2013 11:55)
aza mampiresaka eo enao rakoto aa ,,,

enao ve ahadona fanaka ny mampalemilemy e e

tapaka lalandrivotra eo fotsiny rakoto fa izy tapa tsinay !!!
10. mesi ( 28/01/2014 12:35)
fahasambarana , sady fahazotona no fahasalama ny fazahona na'io matetika , ny kaly ihany no atao betsaka de enforme fona , sipa malemy mato mampalemy azy izany .Tsy mahay maka fafiny fa de manao fotsiny eo .
11. hadji ( 29/01/2014 05:04)
tsy ampy lely sy nono fory moa le calin? satsy izany vale mahavita be daholo e
vale:

hadji:

vale:

Aiza kosa dia hoe: malemin'ny firaisana, ohatry ny hoe adala ny firaisana izany ny vehivavy, tsy mitovy ny lehilahy sy ny vehivavy kah, fa tena marina aloha hoe matetika ny vhv rehefa kizitina be dia tsy ampy calins, lolllll!!!!!!
azafady vale a ny sipa rehefa tsy ampy anio firaisana io kizintina ary rehfa ampy filahiana indray dia falifaly sy jejokely mazoto miasa sns e...

hadji: ouii, zay anie no teneniko oe rehefa tsy ampy calins "...." dia kizitina ny vhv e! (tsy azon'i Hadji ilay calins tiko tenenina, hihi ^^)
12. andrywui ( 29/01/2014 09:06)
Kay censuré o iany ra hadji le mots fa sempotra ny oul à
13. MichelEric70 ( 07/07/2015 18:36)
F'angaha mampalemilemy vehivavy izany? Betsaka ny voalaza fa ny fahamarinany dia an'ny tsirairay.
14. mickanomenjanahary ( 20/04/2017 19:13)
ny vehivav anie fets fa mora malemy e:-D
15. willychan410 ( 11/10/2017 08:04)
16. miainanatacha ( 22/03/2018 20:18)
Tsy dia hoe malemin'ny firaisana ny vehivavy fa efa lahasa mipetraka ilay izy ary raha tsy misy lehilahy ngah afk manao.firaisana.donc sam tia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6706