Fomba hanatanterarana ny firaisana

1. rakotobe425 ( 10/10/2013 11:42)
Mety ve ny minono amin'ny an'ny vehivavy rehefa miray na mampinono azy amin'ny filahiana.

Maro aminareo vehivavy ve no manainga tongotra rehefa miray?
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:00
2. Isabella ( 10/10/2013 12:24)
valiny 0 hahaha
3. hery ( 11/10/2013 08:08)
Tahaka ny tsy resaka fitiavana izany resaka resahinareo izany. Fa resak'olon-dehibe.

Raha izany no mahaliana anareo dia mandehana eto: http://namana.serasera.org/vondrona/asehoy/resakolondehibe

4. andrywui ( 21/11/2013 12:00)
hahahaha ,,,! aleo izy ry hery ho eo fa mba manisy sira anle resaka anie i rakoto e ,,
talentany amin'ny dinikany rehetra mitsy io sira be io !!!

nonoy leroa a ! ataovy e ...

le resaka manainga tongotra leroa ,,,,
tsy aleo ve ny lamosina no ingaina e sady maha afabizana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3204