Fitafiana manaitaitra lehilahy

1. rakotobe425 ( 10/10/2013 11:39)
Efa manomboka ho sahy ny vehivavy ankehitriny. Betsaka ireo manao akanjo manify sy fohy ka manaitaritra ny filan'ny lehilahy.

Hita mivohitra ny fivaviana. Eny, efa aseho tsara mihitsy aza ilay mivaky roa tena tsy haritry ny lehilahy.

Misy akanjo maneho ny hakanton'ny nono sy ny fitombenana.

Mila tairina ny lehilahy satria ny vehivavy koa mila lehilahy ihany. Fa hatraiza ny fetrany ry vehivavy an?
novalian'i andrywui ny 21/11/2013 12:03
2. vale ( 11/10/2013 09:31)
hatrany @ ilay hoe manao provocation ny sasany, fa tsy te hanome mofo akory, lollll!!!!!
3. andrywui ( 21/11/2013 12:03)
le tsy otrizany filazan'i rakoto azy zany kosa no tsara e ohatra oe tsy mampiseho anzany fika retra rehetra zany fa marikoriko ndray ary raha izany miseho fika b zany ,,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1854