torohevitra momban'ny zaza

1. Isabella ( 10/10/2013 07:39)
salama daholo ô!

za ry reto manan-janaka vavy kely 5 taona dia izy rehefa manao zavatra iray dia ela be foana, ka rehefa lé hande hianatra iny dia tara fôna satria ela be izy miomana, misakafo,sns, mba mangataka torohevitra hoe: inona ny tokony hataoko mba hampiova azy fa efa bedesina, faizina, sns fa dia ela be fôna izy rehefa manao zavatra sady zany fôna no mapatara anay , merci
novalian'i isabella ny 06/01/2014 05:43
2. zakaiosy ( 10/10/2013 07:57)

Isabella:

salama daholo ô!

za ry reto manan-janaka vavy kely 5 taona dia izy rehefa manao zavatra iray dia ela be foana, ka rehefa lé hande hianatra iny dia tara fôna satria ela be izy miomana, misakafo,sns, mba mangataka torohevitra hoe: inona ny tokony hataoko mba hampiova azy fa efa bedesina, faizina, sns fa dia ela be fôna izy rehefa manao zavatra sady zany fôna no mapatara anay , merci

Tsy irery akory ianao ! Ny zanako koa dia toy izany, efa 12 taona izy izao, lahy, tsy vitan'izany fa sady sarokenatra no sarotahotra, tsy be resaka ary sahirana be mifandray @olona. Any am-pianarana dia ela be toy izany koa izy, ka tany @ primaire dia izy no andrasana hahavita vao manao zavatra hafa ny mpampianatra, tsy dondrona anefa izy fa azo lazaina fa mahay ihany, saingy sahirana be koa izy mitteny, ny zandriny 8 taona mahay mamoaka hevitra noho izy, @izao izy secondaire izao(niakatra 4ème izy) dia tena taraiky be any am-pianarana rehefa manoratra ka feno banga ny kahie, nefa izy tsy sahy miteny @ mpampiantra hoe mbola tsy nahavita dia tena misy fiantraikany @ fianarany, mbola mahay noho ny ankizy sasany ihany anefa izy, nefa izaho mahatsapa fa tena tsy ao mihitsy izy (15è/34 élève), efa mikasa hanatona pédopsychiatre aho ary efa nasain'ny dokotera tsotra nanatona io spécialiste io, kanefa misalasala aho satria sao dia mba normal ihany ny zanako fa izaho no be ahiahy foana, ilay aretina hoe "autisme" no atahorako mahazo ny zanako, nefa rehefa mandinika aho dia toa efa toetrany ilay izy fa tsy azo lazaina ho aretina. Koa mahereza, ny torohevitra nolazain'ny mpampianatra ahy t@ taonan'ny zanakao io dia hoe ampanaovy danse, mety @ zanakao vavy io fa andramo, ny ahy lahy tsy nety nanao danse, fa aza bedesina izany izy.
3. Isabella ( 10/10/2013 11:17)
Misaotra betsaka namaly, ny zanako nge tsy d oue ela be any ampianarana e, izy maharaka tsara ny rehetra fa lé alohan'ny hande hianatra iny a, misakafo d eo izy ela be, miomana hiankajo sns d eo izy ela be satria ilaozany manao zavatra hafa, variana manao zavatra hafa, dia ela be vô mahavita zavatra satria tsy miraika ny hiomana ohatra fa ilaozany manao zavatra hafa dia ela be vô tafahomana, za amin'io efa manomana azy aloha be fa dia mbola mi-traine be fôna izy
4. booboo ( 11/10/2013 08:00)
Ny zanako koa ela beeeeeeeee taloha rehefa miomana maraina iny. Mitovy² taona ny zanatsika sy Isabella. Mety ho barbare sy chantage angamba ny nataoko fa nandaitra klou ilay izy taminy dia zaraiko ihany sao mety...
Rehefa miakanjo dia manisa aho dia teneniko hoe rahampitso atao malaky kokoa. Dia ny 3ème jour izy nomeko bonbon dia gaga fa vao maraina sady zà tsy mpanome bonbon izany na hitangizotra amiko tahaka ny inona aza ^_^, dia noteneniko izy hoe fière aho fa miha-malaky be izy miakanjo. Dia tapa-bolana angamba natao ohatra izay foana, ndraindray atao hira dia vitaina alohan'ny hahataperan'ny hira ny fiakanjoana, dia nomeko truc tiany atao surprise tsindraindray teny.
Ny fisakafoanana indray rehefa tonga ny @ 8h pile na lany na tsy lany eo dia tsy maintsy miborosy nify, 8h10 tsy maintsy mivoaka ny trano na tafiditra na tsia ny manteau sy ny kiraro. T@ voalohany nandeha nianatra tsy nanao manteau fa laozany nitsilailay teo @ tany nidongy, fay avy teo ^_^.

Mazotoa be.

5. Isabella ( 15/10/2013 08:06)

booboo:

merci bcp ki Booboo fa ampihariko ndray ty fikannjy ty fa tena lany aiky mitsy a :)
6. shannie ( 15/11/2013 07:24)
Miarahaba. manana zaza 5ans koa za, vavy kely. varimbariana kely manao toa izany ko izy io. eny e. @ maha zaza azy dia tsy mbola matotra araka ny fihevitr tsika izy, aza dia bedesina be faona izy fa mampalaelo. anjarantsika reny no manampy azy, izany hoe, tsy avela isakafo irery andany ny variny eo iz fa mba eo akaikiny ianao dia apiana tosika kely fahanana iany izy sady ampiresaina sangiana, toy izany koa rehefa mandro, mba ianao iany aloha no mampandro azy fa raha ny zaza dia satriny ilalao rano eo izy. ny fotoana mande sad mangatsika. apiana kely fona izany izy eh, sady ampatsiaivina azy iany ny tsy manao tara any ampianarana fa bedy. ampiana sangisangy kely d vetivety. tsy aiko raha mety @nao fa izay ny ahy n fanaovako az d tsy mbola tara mihintsy h@zay nianarany. dia somary aroso kely iany koa ny ora fifohazany d mandeha milamina tsara io. mahereza fzay le mitaiza. malahelo ko iz raha bedesina lava, marary ny fo keliny ;-)
7. isabella ( 06/01/2014 05:43)
Merci Shannie, za de mibedy azy mitsy aloha e fa misaotra anao nizara fa mahafinaritra, mba ovaiko koa zany lé fitondrana azy manomboka zao d BONNE ANNEE daholo fa naika adinoko :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9214