14 oct 2013 andro fiasana sa tsia

1. vonynive ( 09/10/2013 05:38)
voalaza fa andro tsy fiasana ny 14 oct 2013 araka ny lisitry ny andro tsy fiasana navoakan'ny conseil de gourvernement ny voalohandohan'ny taona 2013
ho voahaja ve izany
novalian'i Nehemiah ny 10/10/2013 14:52
2. Nehemiah ( 10/10/2013 14:52)
Izaho koa nahazo mail avy t@ gasy @ groupe google vazaha dia milaza koa izy fa tsy fiasàna ny 14/10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881