vVehivavy mitady Vady

1. bbwomen ( 01/10/2013 09:46)
ho anareo vehivavy mitady na maniry ny hanambady vazaha,Izahay dia hanangana "Agence re rencontre" eto antananarivo renivohitra ka ho anao izay liana @ izany dia afaka manontany.Marihana fa TSY ANDOAVAM-BOLA ny fisoratana anarana ary TSY MISY ARNAQUE ny zavatra izay ataonay ,ary ianao dia afaka misafidy izay Lehilahy Irinao ho Vady!!!
novalian'i radadatoa ny 12/03/2014 13:52
2. bazylou ( 01/10/2013 17:43)
beeeeeeeeeeeeeeeeeeuuurrrkk
3. bbwomen ( 02/10/2013 08:13)
bazylou!!!!rehefa enao ane no tsy tia,ny vehivavy rehetra tsy mitovy fisainana @nao.Fa kosa mba fanampiana an'ireo izay maniry ny ho tonga eo @ izany fiainana izany no ataonay
4. mirananirina ( 03/10/2013 10:22)
Amiko aloha tsy hitako izay olana @ izany, rehefa tsy amidinareo fotsiny ny vhv dia izay. Zara aza ny vhv mba tafita, mafy loatra ny fahantrana. Fa ho anareo izay vhv hiditra @ izany kosa dia manaova maontina tsara mba haka vady anareo ny vazaha fa tsy ataony fanalana andro fotsiny.
5. bbwomen ( 04/10/2013 07:23)
Misaotra an'i mirananirina @fanohanana ny hevitray,raha toa ianareo ka manana namana te hiditra @ izany mba ampitao @'izy ireo ity hafatra ity;ho fanampiana azy ireo ihany koa,misaotra indrindra.
6. andrywui ( 19/10/2013 15:13)
ary ny vehivahy vazah mitady bandy gasy ndray aona ? misy ve ...
7. radadatoa ( 12/03/2014 13:52)
ra azoko izany n vehivav miditr @ io fikamb io d le basin'ar7 ireny ar n vazah lahy sur aho fa le antitr tsis panontany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0901