Sakafo arapahasalamana

1. voromailala ( 25/09/2013 12:24)
Salama daholo
Misy tranonkala ity ahafahana manamarina raha mahasalama na tsia ilay sakafo hohaninao.
Misy kinova finday ihany koa izy io.
Olona manana traikefa amin'ny resaka sakafo sy fahasalamana no mikirakira azy io.

ShopWise

Mazotoa azany mijery fa sao mahasoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3872