Fiarakodia sy entana

1. gasy20 ( 16/09/2013 14:04)
Mialatsiny Hery fa mba mampita hafatra fotsiny aho fa tsy hoe mamerimberina ity ato akory.
gasy20

Ampifaliana ho anay ny mampandre ny malagasy namana rehetra ny fitsanganan'ny orinasa MADAVAM, izay manampy ny malagasy amin'ny fividianana entana aty Benelux sy Allemagne ary ny fikarakarana ny fandefasana izany entana izany any Madagasikara na eto Europe.Miara miasa amin'ny Banky, kompaniam-pitanterana ary assurance ny orinasa.

Nampalahelo mantsy teo aloha fa raha tsy mba nanana olompantatra na namana tamin'ireo tany ireo dia tsy mba afaka hividy entana. Ho an'ireo nahazo entana indray dia lasa raharaha be ny mikarakara ny taratasin'entana, na taratasy tsy aradalana sy tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy.
Ohatra1: nividy fiara avy Allemagne ny namana iray avy ao Frantsa. Nohon'ny tonga tany amin'ny prefecture izy hanoratra izany amin'ny anarany dia tsy nanaiky ny prefecture satria misy taratasy tsy ampy na plaquena fiarakodia tsy aradalana nitondrana azy nody any Frantsa.
Ohatra2: Nampividy machine imprimerie ny olompantatra iray tao belgique ny namana any Madagasikara. Nisy tax naloha izay azo averina amin'ny tompon'entana nefa dia nakepok'ireo namana mpanera tsy aradalana.

Koa ankehitriny mitsangana arampanjakana ny orinasa madavam, izay nataon'ny malagasy ho an'ny malagasy dia manasa antsika rehetra tsy hisalasala hampiasa azy.

www.madavam.com
contact: info@madavam.com

Misaotra tompoko.
Mme Haingo Nally
novalian'i trinamana ny 08/09/2017 11:24
2. mirananirina ( 19/09/2013 15:15)
Misaotra tompoko
3. trinamana ( 08/09/2017 11:24)
Misaotra Enga anie mba tsy madatsyvanina

gasy20:

Mialatsiny Hery fa mba mampita hafatra fotsiny aho fa tsy hoe mamerimberina ity ato akory.
gasy20

Ampifaliana ho anay ny mampandre ny malagasy namana rehetra ny fitsanganan'ny orinasa MADAVAM, izay manampy ny malagasy amin'ny fividianana entana aty Benelux sy Allemagne ary ny fikarakarana ny fandefasana izany entana izany any Madagasikara na eto Europe.Miara miasa amin'ny Banky, kompaniam-pitanterana ary assurance ny orinasa.

Nampalahelo mantsy teo aloha fa raha tsy mba nanana olompantatra na namana tamin'ireo tany ireo dia tsy mba afaka hividy entana. Ho an'ireo nahazo entana indray dia lasa raharaha be ny mikarakara ny taratasin'entana, na taratasy tsy aradalana sy tsy mifanaraka amin'ny tokony ho izy.
Ohatra1: nividy fiara avy Allemagne ny namana iray avy ao Frantsa. Nohon'ny tonga tany amin'ny prefecture izy hanoratra izany amin'ny anarany dia tsy nanaiky ny prefecture satria misy taratasy tsy ampy na plaquena fiarakodia tsy aradalana nitondrana azy nody any Frantsa.
Ohatra2: Nampividy machine imprimerie ny olompantatra iray tao belgique ny namana any Madagasikara. Nisy tax naloha izay azo averina amin'ny tompon'entana nefa dia nakepok'ireo namana mpanera tsy aradalana.

Koa ankehitriny mitsangana arampanjakana ny orinasa madavam, izay nataon'ny malagasy ho an'ny malagasy dia manasa antsika rehetra tsy hisalasala hampiasa azy.

www.madavam.com
contact: info@madavam.com

Misaotra tompoko.
Mme Haingo Nally

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7048