Internet haut débit Cyber tsara

1. gasipetak ( 27/08/2013 05:46)
mba te hanontany antsika ato hoe iza no fournisseur internet tsara eto Mada raha hanangana cyber : Blueline ohatra ny malaza ratsy fa milatsak b ilay debit 5mb sady matetika tapaka - Telma ohatra lazain olona koa hoe tsy marina ny débit lazainy sady vety2 dia teneniny hoe efa mihoatra ny volume laninao dia zara raha mahazo 512k hono ilay hoe 20mb - orange limité 30gb /mois @debit 1mb.
Mba mangataka ny hevitra tsika pro eto na izay mahalala.
novalian'i tiix ny 28/01/2014 04:14
2. Nehemiah ( 27/08/2013 06:38)
Hatr@'izay aloha dia Blueline no hitako ho azo antoka e. Orange mpangalatra ary Telma fôpla
3. gasipetak ( 27/08/2013 08:23)

Nehemiah:

Hatr@'izay aloha dia Blueline no hitako ho azo antoka e. Orange mpangalatra ary Telma fôpla


Misaotra anao ! tena sahirana mihitsy ny saina manao choix satria tsy misy tena milaza ny marina ny olon
4. hery ( 27/08/2013 10:25)
Ny tena tsara angamba dia miditra cyber dia manandrana.

Izany hoe manao fanandramana cybers maromaro ianao ka mila jerenao hoe firy ny ordi connectés ao amin'ilay cyber dia hatraiza ny hafainganany. Dia azo jerena hoe iza ny fournisseur-ny (tsy voatery anontaniana fa manao whois fotsiny).

Dia manao fampitahana amin'izay ianao.

Tandremo fa mety misy fiantraikany koa hoe akaiky an'ilay fournisseur ve ilay cyber sa tsia. Sao mantsy dia mahita Blueline malaky be ianao dia roboka kanefa izy eny ankorondrano moa ianao any Alasora :-)
5. gasipetak ( 29/08/2013 08:13)
Misaotra anao Hery, tena hevitra mety io fa handramana aloha fa rehefa tena dinihako dia tena manova zavatra be ny isan'ny PC connecté @cyber anakiray.

hery:

Ny tena tsara angamba dia miditra cyber dia manandrana.

Izany hoe manao fanandramana cybers maromaro ianao ka mila jerenao hoe firy ny ordi connectés ao amin'ilay cyber dia hatraiza ny hafainganany. Dia azo jerena hoe iza ny fournisseur-ny (tsy voatery anontaniana fa manao whois fotsiny).

Dia manao fampitahana amin'izay ianao.

Tandremo fa mety misy fiantraikany koa hoe akaiky an'ilay fournisseur ve ilay cyber sa tsia. Sao mantsy dia mahita Blueline malaky be ianao dia roboka kanefa izy eny ankorondrano moa ianao any Alasora :-)

6. hasiniony ( 06/11/2013 14:39)
Slt,
Telma no mety aminao raha mitady connexion tsara sady matanjaka:
- ADSL Cyber (10pc 20Mgps)
- ADSL Cyber+ (20pc 20Mgps)
- FIBRE (+++pc 100Mgps)

Marihina fa tsy natao ho an'ny particulier ireo tolotra ireo fa ho ana professionnel (enregistrer)... ary tsy mitovy amin'ny moov velively!!!
Blueline zany raha misafidy ny tolotra matanjaka (semi-garantie ou garantie) dia fantiantoka no aza fa tsy mahavelona...! Ny tolotra modulaire (tsisy garantie ny début) no idiran'ny mpanjifa dia mikaikaika ny client fa miraikitra ny connex....!

Pour un Cyber telma:
1. Faire du cyber une activité « porteuse » et non une activité secondaire
2. Offrir aux internautes une qualité de service élevée (débit élevé et stable)
3. Eradiquer les cybers home / concurrence illégale
4. Renforcer la position de N °1 en Internet
5. Conquérir tous les cybers à Madagascar

Tsy dokam-barotra ny ahy fa rehefa tsara dia mba torahana voninkazo eh!
7. tiix ( 28/01/2014 04:14)
Inona no ilaina ra anao cyber telma ef fibre nena d ivaditra fibre cyber
hasiniony:

Slt,
Telma no mety aminao raha mitady connexion tsara sady matanjaka:
- ADSL Cyber (10pc 20Mgps)
- ADSL Cyber+ (20pc 20Mgps)
- FIBRE (+++pc 100Mgps)

Marihina fa tsy natao ho an'ny particulier ireo tolotra ireo fa ho ana professionnel (enregistrer)... ary tsy mitovy amin'ny moov velively!!!
Blueline zany raha misafidy ny tolotra matanjaka (semi-garantie ou garantie) dia fantiantoka no aza fa tsy mahavelona...! Ny tolotra modulaire (tsisy garantie ny début) no idiran'ny mpanjifa dia mikaikaika ny client fa miraikitra ny connex....!

Pour un Cyber telma:
1. Faire du cyber une activité « porteuse » et non une activité secondaire
2. Offrir aux internautes une qualité de service élevée (débit élevé et stable)
3. Eradiquer les cybers home / concurrence illégale
4. Renforcer la position de N °1 en Internet
5. Conquérir tous les cybers à Madagascar

Tsy dokam-barotra ny ahy fa rehefa tsara dia mba torahana voninkazo eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675