You are here: home > Forum

Tsy kivy ve ?

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : Tsy kivy ve ?
Valiny : 6
vahiny2004 - 20/08/2013 16:41
Tsy kivy ve Nehemiah ? Toa tsy misy mamaly ilay zavatra soratanao be dia be ?
Valio | Miverina eny ambony
Nehemiah - 20/08/2013 16:51
Koa angaha ny valiny no tadiaviko ?
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 19/09/2013 17:04
lol
Valio | Miverina eny ambony
hery - 19/09/2013 19:00
Tsy mitovy ny hoe misy mamaky sy misy mamaly
Valio | Miverina eny ambony
vahiny2004 - 24/09/2013 13:51
hery
Tsy mitovy ny hoe misy mamaky sy misy mamaly


Marina izany !
mamaky ==> mety ho curiosité fotsiny
mamaly ==> mi intéresser ilay resaka
Valio | Miverina eny ambony
Nehemiah - 25/09/2013 15:28
Inona no sous-entendu ao ambadik'izay ?
Valio | Miverina eny ambony
neiar - 06/03/2014 10:03
Aza kivi amzani mangina eeeee..., tsi kivi, na misi mankadala, toujours ambony moral.. (za aloni mamaki e, sadi otran sujet intéressant daholi ilay izi fa saingy oe za tsi mamaly.).

Continue ainsi Néhémie.
Valio | Miverina eny ambony