Fanakatonana ny Kolo Tv/Fm

1. Aina_Malala ( 14/08/2013 12:33)
Ny fanakatonana Kolo Tv/Fm: Dia sanatria ve ny t@ 2009 ihany no miverina?
novalian'i hery ny 05/09/2013 10:55
2. soloras ( 14/08/2013 12:53)
tena tsy rariny mihitsy ny fanidina an kolo, izay resaka pôlitika an zareo any tokony ajanony any fa zay tanora ary kolo dia mifanaraka tsara @ generation anay, tianay ary zay d tsy dakor @ zany!!
3. zokylahy ( 14/08/2013 13:43)

Ngah! Manja be le Kolo sady vaovao, no milay be no mahay mampirevy. Hita ho hita fa tena “pro” na ny fitaovana, na ny bandy na ny tsain ao. Dia ireo rehetra ireo mitambatra no tadiavin-dRafanja aolana . Rehefa tsy nety, dia…
4. zokylahy ( 14/08/2013 14:01)
izao izany no tena hoe didin'ny be sandry! nefa miharihary tsara izao hoe izao izany ny toe-tsaina, maninona raha asiana fifidianana e! sa tsy dia tena matoky valera angaha ingahy kely sa efa sur fa tsy lany sa mameno paosy fotsiny sa tsipaky ny miàla aina
5. soloras ( 14/08/2013 14:02)
Ny fialonana no bdb zany nen zareo e!
6. Aina_Malala ( 14/08/2013 14:05)
Koa zay anie ilay lazaiko oe ny t@ 2009 ihany ity no averina e! satria ve natao an izany ry zareo t@ izany dia averiny @ hafa koa ilay izy aty aoriana? izany ve no tena fanjakana? pffff
7. zokylahy ( 15/08/2013 11:35)
mahantra ny firenena mampalaelo ny fitantànana ny gasikarantsika, asa angamba tena mamy aminareo le toeram-pitondrana fa dia tena mahavita ny vitan'izay efa niadianareo ianareo ry mpitondra maro isan-tsokajiny avy! aleo mitokona aleo midina mihintsy fa tsy rariny intsony izao fanararaotam-pahefana
8. mirananirina ( 29/08/2013 07:48)
Izay ilay fitondrana Malagasy, izay didin'ny be vola sy be fahefana no mikaonty
9. hery ( 05/09/2013 10:55)
Tsy ny Kolo ihany ka.

Tokony taitra sy miantsoantso foana koa isika isaky ny misy televiziona na radio akatona... fa tsy hoe "ny anay" ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1628