Ho an'ny mpiondana hira sy teknolojia vaovao

1. sitlo ( 12/08/2013 02:37)
Ity misy site tena mihetsika amin'ny karazan-kira ankehitriny. VST, FL... na vocale aza misy. Misy forum azo anontaniana ny lafiny teknika koa.

http://www.looperman.com/acapellas
novalian'i sitlo ny 20/09/2013 05:59
2. hery ( 12/08/2013 05:44)
Milay kosa ilay izy fa misaotra e. Fa tsy hitako hoe aiza no misy ilay VST
3. sitlo ( 20/09/2013 05:59)
Misy ihany ao fa tsy dia mihetsika tahaka ny toerana rehetra ihany. Ny antony araka ny fahazoako azy dia satria gratuit ilay original an'ilay VST dia lasa be dia be loatra ilay izy. Dia lasa samy manana ny ampiasainy ny olona dia tsy afa-miresaka be loatra.
Fa raha efa nisafidy dia tsaratsara kokoa ny mitady ny groupe-n'olona mampiasa an'iny toy izay any amin'ny general.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8327