Gasy voalohany 2000 av. J.-C?

1. voromailala ( 19/07/2013 12:01)
raha sendra nikaroka momba no hoe misy Jiosy ny razambean'ny foko malagasy sasany, dia nisy fikarohana vao haingana mampiseho fa efa 2000 taona talohan'i Kristy dia efa nisy olona tany dago.

Ito ny rohy momba izany:Le peuplement de Madagascar remonte à 2000 av. J.-C.

Ahoana ny hevitrao amin'izany? manova ny tantaran'ny malagasy izany.
novalian'i Nourouh ny 22/07/2014 18:19
2. Nehemiah ( 19/07/2013 12:59)
Misaotra ho an'ny rohy fa mahafinaritra. Mba liana @ fivelabelaran'ity resaka ity aho. Ny zavatra manirikiry ahy fotsiny dia tsy mba mamoaka ny antsipirian'ny fandinihana izy ireo.
3. voromailala ( 19/07/2013 14:06)
Tsisy fisaorana e.
Marina mihintsy zany. Mahagaga azany dia any Dago tsisy resaka loatra momba an izy io, nefa zavatra sarobidy ny tantaran'ny firenana, ary tokony hovaina hatramin'ny zavatra hampianarina any andakilasy.
4. sitlo ( 20/07/2013 04:08)
Avy amin'ny hippopotame izany ny gasy? Ny merina irery angamba izany. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/icon_lol.gif[/IMG]
5. Nehemiah ( 20/07/2013 06:57)
Tsy maninona izany fa de toute façon samy taranaka mikrôba isika rehetra :p
6. sitlo ( 21/07/2013 18:03)
Dix puissance huit
7. endriny ( 25/07/2013 04:50)
Ary nangalarin-dry zalahy tamin'ny fomba ofisialy koa ilay taolana lambomena tao Anjohibe izany a... Ahahahahaha, efa nalainy ny atodim-bazoa tao Tsimbazaza fahiny, dia vao nataony lavanty tany Angletera, dia very ny satrok' i Ranavalona, ity izao tsy azo atao hoe nangalarina fa nentina any Frantsa anaovana recherche dia tsy hiverina intsony koa... Enga anie ho diso aho... Ry sampiko...
8. AndriambyII ( 02/09/2013 12:19)

endriny:

Ary nangalarin-dry zalahy tamin'ny fomba ofisialy koa ilay taolana lambomena tao Anjohibe izany a... Ahahahahaha, efa nalainy ny atodim-bazoa tao Tsimbazaza fahiny, dia vao nataony lavanty tany Angletera, dia very ny satrok' i Ranavalona, ity izao tsy azo atao hoe nangalarina fa nentina any Frantsa anaovana recherche dia tsy hiverina intsony koa... Enga anie ho diso aho... Ry sampiko...

Ireny no tena foto-tsakafo tsara ho an' ny olombelona . Ny aziatika dia mihinana ny nofon' ireny Hypopotam reny .
9. Nehemiah ( 02/09/2013 15:15)
Ka ny lalomena anie suidé e, izany hoe mitovy fianakaviana @ kisoa ;)
10. Nourouh ( 22/07/2014 18:18)
hmm..
11. Nourouh ( 22/07/2014 18:19)
hmm..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3694