zanakazo

1. rafangotsohana ( 16/07/2013 13:51)
Salama daholo, aiza ry zareo no misy mivarotra an'ireny karazana zana-kazo ireny eto Antananarivo?
2. 5laody ( 17/07/2013 13:29)
Salama daholo,
Tsy any Nanisana ve? izaho koa tsy dia mahafantatra fa mahaliana ahy ny valiny.
Misaotra
3. rafangotsohana ( 18/07/2013 11:11)

5laody:

Salama daholo,
Tsy any Nanisana ve? izaho koa tsy dia mahafantatra fa mahaliana ahy ny valiny.
Misaotra

5laody : Misaotra betsaka amin'ny famaliana ny fanotaniako. Aleo fa ijery eny izahay àry e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4329