mba mila vonji maika b ô

1. avtr ( 08/07/2013 05:35)
mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd
novalian'i hery ny 18/07/2013 09:13
2. 5laody ( 08/07/2013 16:56)

Manantona centre planning familial
3. sampnamana ( 10/07/2013 20:30)

avtr:

mah bevohok v ny 18 ème jour?(zan oe 2julliet n maha 14ème jour az d nef zay 6 julliet n nanao fraisana) mila valin maik rh met azfd

ENY TOMPOKO
4. rafangotsohana ( 17/07/2013 07:31)
Tadidio fa eo anelanelan'ny 14 hatr@ 21è jour de tena mahabevoka tokoa, Tompoko!!
5. hery ( 18/07/2013 09:13)
Miankina be dia be amin'ny halavan'ny cycle.

Marihina fa 14e jour avy amin'ny faran'ny cycle ny ovulation. Izany hoe raha cycle normal ka 28jrs dia 14jours avy any amin'ny farany = 14jours avy any amin'ny voalohany koa ny ovulation.

Raha toa ka fohy ny cycle, ohatra hoe 24 jours, dia 14e jour avy any amin'ny farany = 10e jour dia efa ovulation. Raha io cycle io dia tsy mahabevohoka ny 18e jour satria efa lasa 8 andro mialoha ny ovulation.

Raha cycle lava, ohatra hoe 32 jours dia mitontona amin'ny 18e jour ny ovulation... ao tsara :-)

Marihina koa fa tsy ny andron'ny ovulation ihany no maha lonaka fa misy 2 hatramin'ny 4 andro aloha sy aorianan'io ovulation io arakaraka ny tanjaky ny spermatozoide-n'ny lahy sy ny ovule-n'ny vavy.
Raha matanjaka ny spermatozoide ka tsy maty 48 heures araka ny tokony ho izy dia mbola velombelona izy mandrapahatongan'ny ovulation na dia 48h mialoha aza no nisy firaisana.

Toa izany koa raha matanjaka ny ovule ka tsy maty 48h aty aorian'ny ovulation no misy firaisana dia mbola tratran'ny spermatozoida ihany koa.

Noho izany mbola tokony hisy 3 andro mialoha sy aorian'ny ovulation maha bevohoka.

Fa aza matahotra amin'izany fa fanomezana avy amin'Andriamanitra ny zanaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.229