Inona no mahafinaritra ny gasy?

1. margrity ( 27/06/2013 20:19)
Eritreritra mandalo moa izany. Araka izao krizy lava reny, lainga ary fampanantenana zary famendrofendrona mahazo ny gasy izao; inona no zavatra tena hoe mahafaly ny malagasy?

tsy misy an
novalian'i pisoonja ny 01/07/2013 13:17
2. pisoonja ( 28/06/2013 08:38)
Misy ka , andefasana afomanga de anaovana spectacle gratuit , dia mizara bonbon sy vary kely ary arendrina dia ça va
3. hery ( 28/06/2013 11:42)
Mety hoe tsy dia misy koa mahafinaritra azy loatra... saingy ny Gasy efa tsy mety tezitra intsony.

Na alikainao eo aza izy dia tsy haninona aminao intsony satria zavatra hafa no mbola manahirana azy... ny hitady izay hohanina isanandro
4. margrity ( 28/06/2013 12:22)
zay nga we
5. margrity ( 28/06/2013 22:57)
fa ankohatra an'izay d inona koa? inona ilay hoe fière d'être gasy?
6. pisoonja ( 01/07/2013 13:17)
Ny fierté ny gasy dia ny hatsaran-tarehiny sy ny hatsara-toetrany izay hanararaotan'ny olon-kafa azy , toy ny ataon'ny vazaha sy ny gasy ambony sasany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.268