Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny t...

1. Alfantomas ( 19/06/2013 16:00)
Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny tanora ankehitriny hany ka niova tsy manaja ny hafa ny fomba fisainana
2. pisoonja ( 20/06/2013 05:17)
Normal be mihitsy zany satria ilay fandrosoana nampidirina tao an-tsain'ny tanora no tsy mety @ izao ilay Ray aman-dReny mikapoka zaza no voasazin'ny lalàna stria tsy azo atao intsony no mikapoka zaza n'inona antony, ho ahy @ maha-Reny ahy otran'ny tsy dia eken'ny saiko loatra raha maditra ny zanako nefa tsy kapohina
3. jobiely ( 21/06/2013 09:15)

pisoonja:

izao ilay Ray aman-dReny mikapoka zaza no voasazin'ny lalàna stria tsy azo atao intsony no mikapoka zaza n'inona antony, ho ahy @ maha-Reny ahy otran'ny tsy dia eken'ny saiko loatra raha maditra ny zanako nefa tsy kapohina

Raha kapoka sahaza ny taona sy ny ditran' ilay zaza kosa ngamba tsy fahadisoan'ny ray aman- dreny, fa ilay manao kapoka mihatra aman' aina ireny no sazian'ny lalàna ( oh hoe dorana @ courant ilay zaza fa nangalatra 100 ar tao an- trano...sns otraotran zany). Nenà manokana aloha dia kapohiko rehefa tokony ho kapohina e
4. jobiely ( 21/06/2013 09:17)
Ka ny tenany aza moa ny an' ny tanora sasany tsy hainy ny manaja azy koa ataony ahoana ny fanaja ny hafa ?
5. pisoonja ( 21/06/2013 09:24)
Non ka ny lalàna eto Madagascar dia mamaritra fa tsy azo hatao intsony ny mikapoka zaza n'inona n'ino antony , na mamelaka fotsiny ary ianao ka misy mitory dia mahavoasazy fa tandremo a ! ny olana ihany koa dia tia maka tahaka ny any ivelany loatra isika gasy ka mampme ilay fndraisn'ny tanora azy
6. Nehemiah ( 24/06/2013 14:10)

Alfantomas:

Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny tanora ankehitriny


Satria maninona ? Rebireben'ny relativisme moral mibahana any @ toeram-pampianarana sy ny haino aman-jery vokatry ny fanatontoloana sy ny acculturation izy ireo.
7. hery ( 25/06/2013 12:23)
Salama,

Tsy maharitra ela io e. generation roa io farafahaelany dia ho tonga saina. Ho lasa marginaux sy minoritaires sisa ireo maditra. Mitovy amin'ny an'ny europeana sy amerikana ihany. Mino aho fa rehefa lehibe ireo tanora ireo dia ho tonga saina, ireo tanora amin'izay fotoana izay kosa efa tara loatra ny fiovana... dia izay no mahatonga ilay hoe mila generation roa.
8. Nehemiah ( 25/06/2013 12:45)
Kanefa tsy ho vita ho azy ilay izy. Ny zana-bazaha izao dia mihamaditra hatrany.
9. anjali ( 27/06/2013 13:26)
Bjr, ny fahitako azy dia avy @ fomba fitaizana io. Ny ankizy ankehitriny tsy mahay omena fahafahana izany fa tsy hainy ny mampiasa azy.
Oh ny télé efa hita izao fa mampiana-dratsy dia mbola avela hijery zavatra mamoafady ihany izy ireo. Ireo RAR koa ary miara-mijery aminy eo, tsy mba misy anatra na toto-hevitra atao aminy na fanazavana ny momba ireny zavatra ireny akory.
Na ny fahalalam-pomba faran'izay tsotra indrindra aza tsy hain'izy ireny, ny fiarahabana io an. Na ireo RAR sasany aza moa arahabaina ohatran'ny manompa azy ianao koa aiza no hisy zavatra hanjary? Ny toe-tsaina ampianarina ny ankizy @ zao fotoana dia ny "vola no maha rangahy". "Aleo very tsikalakalam-pihavanana toa izay very tsikalakalam-bola" sns... Aiza no hisy toe-tsaina manjary intsony?
Raha mivoaka ny trano ianao dia ny tongotrao no jerevan'ny olona voalohany zay vao miakatra tsimoramora ny masony mijery ny tavanao. Izany no fomba fijery ampianarina ny tanora ankehitriny fa tsy ampianarina azy ny mijery iny olona iny @ maha-izy azy. Mampalahelo loatra. Simba ny fiaraha-monina Malagasy.
Tongava saina ihany isika RAR fa manapoizina ny taranaka izao fomba fitaizana izao.
10. pisoonja ( 01/07/2013 13:19)
Ka izao anie tsy RR intsony no mitaiza ny zaza fa ny fiaraha-monina mihitsy e, n'inona teneninao sy ampinarinao azy ny 02% ihany no miditra aminy fa ny 98% ampidirin'ny fiaraha-monina
11. jobiely ( 02/07/2013 06:25)

pisoonja:

Ka izao anie tsy RR intsony no mitaiza ny zaza fa ny fiaraha-monina mihitsy e, n'inona teneninao sy ampinarinao azy ny 02% ihany no miditra aminy fa ny 98% ampidirin'ny fiaraha-monina

Aiza kosa no dia ho 2 % fotsiny no miditra aminy e, kely lotra io, na mitaiza aza ny fiaraha- monina dia ny ray aman- dreny koa mba aro fanina tsy hahalavo ny zaza, anjaran'ny ray aman- dreny no mananatra sy mibedy ny zanaka raha misy zavatra tsy mety voarainy teo amin'ny fiaraha- monina ka ampihariny eo amin'ny fiainany. Izay ilay hoe " Zaro amin'ny lalàna tokony alehany ny zaza, fa na dia antitra aza izy dia tsy hiala amin' izany"
12. tanimamiko ( 15/07/2013 08:44)
Mangataka fiaraha miasa re @ fanakanana ny fidiran i Basy maro antsokosoko eto @ tany mamiko/fiarahamiasa @ la douany Diego,polisy sy zandary,la douany Antananrivo @ famoahana devise maro antsokosoko(vidimbasy) fa raha tsy io ireo olona ireo no fongorina aloha tsy hilamina ny vahoka madinika ambanivohitra ;Ny mpamatsy de miondana euros satria mandeha ny bizna miaraka @ vazaha , ny vahoka madinika @ zone rurale surtt mandry andriran 'antsy.Fa sady mikombombava noho ny fatahorana ireo mpanao bizna miseho mahavovidy vola ny manampahefana sy ny zandary.ho fandraisako anjara de hanome ohatra iray aho de olona mampiditra basy (basimborona sy pistolet amanjatony /taona, mampiditra 2 na 3 fois /an.Ary tena mirehareha manana euros:
Mpandefa Mr Blanc GUI, sy ny vadiny Blanc Yvonne Nicole (née Ravoninjanahary marie Thérèse)monina Route de BUISSON Roncin,71240 Lalheue France,)mpandray ny entana de ny vadikeliny aty dago Mr TATA REMI monina 67 HA Nord/est raha tsy diso ny tenako;io farany io no toa hoe mpitsena ny entana entin i camion avy any Diego @ Contenair de regroupage. indraindray moa de atao anaty carton misy lamba na meuble na koa toa hoe atao anaty fiara no aondrana avy any Frantsa.Refa tonga moa ny entana de tonga mme manao ny fitsinnjarana fivarotana ka ny entana de mandalo tanà ary mamantana Ambalavao Tsienimparihy @ tranon i mme Yvonne"Près Hotel Tropique, chez Roger FKT AMBALAMAFANA Commune urbaine d'Ambalavao, miainga avy ao ny fitsinjarana(raha mbola tsy niova lieu de stockage) ny mpivarotra antsinjarany de Mr Ralaizainjafy Francois sy Tolojanahary Tinasoa Ferdinand Fianakaviany monina ao Anara1 Iarintsena Commune rurale d'AMBALAVAO(1 km miala ny site de l'emurien ANJà zay mampalaza tokoa an i Madagascar ary nahazo ny laharana voalohany @ reserve naturel taona 2012;Ireo 2 farany ireo moa de tsisy tahotra intsony @ fampideraderana euros sy vola gasy maro tsy menatra ny milaza fa na tsy vazaha aza hono de miondana euros, de mipitrapitra ny tambanivohitra kely mitady ny anio ny hohanina anio fa raha vao ireo no miteny de mihidy vava ny rehetra na rarainy na tsy rariny ny ataon izy ireo, tsy fanajana mpiaramonina , ompa sy teny ratsy mamoa fady fikasihantanana sy ny sisa fa azy ireo hono ny zandary sy ny mpahay lalana.I Ralaizainjafy INDRAY de sady mpivarotra manodidina an 'Ambalavao no specialiste @ fanaovana ttsimbasy AO Fianarantsoa ao.i Tolojanahary de mpampihorohoro raha misy miseho ho mahalala ny zavamisy mody calme fa toa hoe tena atahoran i eo antanana fa Be euros.TATA REMI indray specialiste @ fanakalozana ny devise miaraka @mme YVONNE;Toa hoe baikoanay fotsiny ny Maire ao @ tanana de mande zay rehetra ataoEFA LAFO ny entana dse miverina indray aty France miaraka @ euros manangona ny entana manaraka sy mandefa azy dia toy izay hatrany.Ka aiza re ny La douane ao Diego ao, mba misy scanner ihany ve ao @ port ao,,,???? Aiza re ny gendary mpisava Camion eny andalana????aiza re ny manampahefana ao Fianarantsoa sy Ambalavao ao,, Ary nahona no manaiky manao ttsy n ireo basy ireo ny zandary ao Fian/tsoa ao.milaza @ olona moa ireo mpivarotra antsinjarany ireo fa manana permis de chasse hono ny vadin i MMe Yvonne aty andafy(Mr Blanc GUI) raha ny fahalalanay dia basiborona 1 sy pistolet 1 ihany isaky ny permis de chasse 1 no droit ny vazaha 1 any France any.NOHO IZANY na ny fividianana basy , na ny fanakalozana vola gasy ho euros na ny famoahana ireo vola ireo de samy asa maizina avokoa.Mampihorohoro vahoaka na ny ambanivohitra na ny mpandeha @ taxi brouusse. Dradraina etsy sy eroa ny hoe mpanfika tatsy sy taroa 100 ny maty etsy sy eroa , ny solution de ny fanakanana ireo mpamatsy zavadoza ireo ary santionany fotsiny ireo nolazaiko ireo ka mba ampitao @ manampahefana ho anareo namana zay mahalala zandary sy mpanao lalana.re tompoko oh! de misaotra @ fiaraha miasa.hENONAY FA efa niala t@ avril ary tonga t@ volaohan i volana jolay ity indray ny lot ny entana ary vao lafo ireo de lasa indray hono haka ny lot manaraka.aROVY NY TANIMAMINTSIKA ITY EH!aZA avela hanao bizzn mamoafady ireo olona voatonona anarana rehetra ireo fa mandry andriran antsy ny mponina ao @ tanana misy ireo olona ireo ary na ny vahiny aza de tsy sahy mijanona ela @ io site io fa mandalo minitra vitsivitsy (mijery maki izy ireo )de lasa fa tsy sahy manao rendonné noho ny fampitandremana henon izy ireo, na ny fitantanana ny site aza de tsy aradalana fa ireo manambasy ireo no mbe vava sy misetrasetra.
mIALA TSINY RAHA voatery manonona anarana ny tenako nfa raha samy hihidy vava isika nefa te hanao zavtra de tsy hisy zvatra vita , mino zaho fa mahalala zavatra mitovitovy amiko koa enareo ka andao hiaramiasa HO AN I tanindrazana FA ny bsasimbazaha anie tsy ho lany fa isika ihany no ho matimain ireny basy ireny ampidirinjareo ireny eh! tebiteby lava @ fanaovana voyage, fa na fiara feno olona aza tafihinjareo @ andro atoandro , ka avy aiza ny basy ??? avy @ ireo olona voatonona anarana etsy ambony ireo ka alaivo liste ireo anarana ireo de lazao ny manampahefana zay fantatrao.
Alfantomas:

Tsy misy zavatra manan-kasina intsony eo amin'ny tanora ankehitriny hany ka niova tsy manaja ny hafa ny fomba fisainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1946