fanontaniana

1. charoumeni ( 11/06/2013 13:26)
Maro d maro ny site de rencontre ankehitriny, tsy manome tsiny izay olona miditra amin'izy reny za na ny olona namorona azy fa saingy mba te hanontany anareo namana aho hoe NY VADY V TOKONY HOKATSAHINA? Afaka mamaly ze liana o. Misaotra
2. mirananirina ( 11/06/2013 13:36)
Efa mandroso ny tany ka betsaka tokoa no mitady vady @ izy ireny. Amiko aloha mety 99% izy ireny no tena mivady rehefa miaraka ela2, ny sisa an'izay milalao fotsiny, satria dia fôpla tokoa ny akamaroan'ny olona ao, ataoko angamba fa ny 50% efa manambady
3. pisoonja ( 11/06/2013 13:56)
Raha ara-Soratra Masina , ny vady dia avy amin'Andriamanitra, fanomezana avy aminy ny vady, ka raha @ site de rencontre no horesahana dia tsy misy mihitsy afa-tsy 0.5% an'ireny no mifanambady, ary ny 99.5% dia fitaka avokoa .Ny olona miresaka @ itony matetika zvtr tsy misy no tantarainy ka tsy mahagaga loatra
4. mirananirina ( 11/06/2013 14:19)

pisoonja:

Raha ara-Soratra Masina , ny vady dia avy amin'Andriamanitra, fanomezana avy aminy ny vady, ka raha @ site de rencontre no horesahana dia tsy misy mihitsy afa-tsy 0.5% an'ireny no mifanambady, ary ny 99.5% dia fitaka avokoa .Ny olona miresaka @ itony matetika zvtr tsy misy no tantarainy ka tsy mahagaga loatra


Diso ny voalazako fa ny contraire no tiako hambara hoe 99% izy ireny tsy mivady akoriny fa milalao fotsiny
5. charoumeni ( 12/06/2013 12:49)
Miombon-kevitra amin'i pisoonja koa za fa mba te hametraka fanontaniana kely oe, mino ny fisian ireo atao hoe tsatoka na tsy tia mainty ve nareo? Ary koa MISY V OLONA NATOKAN ANDRIAMANITRA TSY HANAMBADY NA D FANIRIANy mafy aza zany? Zany oe mahatsapa izy fa te hanambady nefa izay andrian'ny fony toa tsy tia azy?
6. sitlo ( 12/06/2013 16:12)
Inona kay ilay hoe tsatoka?
7. pisoonja ( 13/06/2013 05:08)
Hoy ny Soratra Masina " misy ny olona nateraka ionoka ", misy ny olona efa voatokana tsy hanambady mihitsy ka , tena avy amin'Atra izany , ny tsatoka otran'ny tsy dia hinoako loatra satria mety fendrebirebena ataon'ny oloan sasany milaza ho mpahita sns ireny amiko, efa nahita karazany ihany mantsy ny tenako ka azoko atao ny mijoro vavolombelona amin'izany
8. moi ( 13/06/2013 08:05)
Vady ve ? Mba mikatsaka kosa e ! miandry tolotra tonga ho azy ve ?
ny olombelona tsy téléguidé ka hoe ho tonga hoazy eo ny vady satria efa voalahatra !
Fa ny hoe aiza no mety hifanena aminy ? nisy nahita tato a ! fa ny ilain'izao tontolo izao koa ange tsy vady fa fanalàna e ! sur internet izy betsaka.
9. charoumeni ( 13/06/2013 09:11)
Mba afaka lazain'i pisoonja ve zany? Tsy maninona na am message privé aza
pisoonja:

Hoy ny Soratra Masina " misy ny olona nateraka ionoka ", misy ny olona efa voatokana tsy hanambady mihitsy ka , tena avy amin'Atra izany , ny tsatoka otran'ny tsy dia hinoako loatra satria mety fendrebirebena ataon'ny oloan sasany milaza ho mpahita sns ireny amiko, efa nahita karazany ihany mantsy ny tenako ka azoko atao ny mijoro vavolombelona amin'izany
10. pisoonja ( 13/06/2013 09:14)
tsy olana ka afaka mifanoratra raha ilaina izany
11. pisoonja ( 13/06/2013 09:28)

[ny olombelona tsy téléguidé ka hoe ho tonga hoazy eo ny vady satria efa voalahatra]
Ka Atra anie tsy Atra n'ny famoretana akory fa Atra ny fahalalahana e, manome safidy malalak antsika foana Izy @ fiainana izay no maha-tsara Azy sy maha-te hidera Azy , ary izay fandraisana ny hevitry ny baiboly an-tendrony izay no mahatonga ny fizarazaran-kvt matetika
12. sitlo ( 13/06/2013 09:38)
(fa inona aloha ilay tsatoka fa izahay ange mba tia hahalala e?)
13. pisoonja ( 13/06/2013 10:09)
sitlo a! ny atao hoe tsatoka HONO dia mosavin'olona , oh: misy rafy any ho any na koa olona mankahala anao dia asiany tsatoka ianao, dia lasa tsy misy mpitia na raha misy dia misaraka foana , dia hoe mitsatoka eo ianao tsy misy mpaka zany, matetika moa ny vehivavy HONO no tratrany
14. sitlo ( 13/06/2013 11:35)
kay ve! Izao aho lasa mieritreritra hoe misy tokoa ve ny tsatoka? Nisy dokotera psychologue izay mantsy nanontany ahy an'izay indray andro. Hoe: ianao ve mino fa misy olona afaka mi-controle anao avy alavitra tsy hita maso? Dia izaho tsy niraika fa revin-gadra izany.

Fa ny fahitako azy dia izao: tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka. Fa tsy tena ny vavam-bahoaka koa anefa fa ny eritreritra vokatry ny vavam-bahoaka. Ary araka ny maha-maro ny vahoaka dia zary tavela ao an'eritreritra foana ilay izy dia na ny zavatra tokony ho vita aza lasa tsy vita.
15. Charoumeni ( 17/06/2013 06:12)
Izany hoe raha azoko tsara ny tian 'i pisoonja lazaina dia misy olona tsy ankasitrahan'Andriamanitra ny hanambadiany fa nateraka ho enoaka NA DIA TE HANAMBADY MAFY AZA IZY; dIA ahoana no ahafantarana izany?
pisoonja:

Hoy ny Soratra Masina " misy ny olona nateraka ionoka ", misy ny olona efa voatokana tsy hanambady mihitsy ka , tena avy amin'Atra izany , ny tsatoka otran'ny tsy dia hinoako loatra satria mety fendrebirebena ataon'ny oloan sasany milaza ho mpahita sns ireny amiko, efa nahita karazany ihany mantsy ny tenako ka azoko atao ny mijoro vavolombelona amin'izany
16. pisoonja ( 01/07/2013 13:14)
Asehon'Andriamanitra amin'ny fomba maro eny ihany izany , izay no maha-Andriamanitra Azy ,
17. FENOSOA2 ( 26/07/2013 16:43)
Slm? Marina dhl zn reto a! Fa Andriamanitra mandahatra anio a!le manaw tsatoka ndray io ts maitsy misy valiny foana e!
18. mirananirina ( 29/08/2013 07:44)

charoumeni:

Maro d maro ny site de rencontre ankehitriny, tsy manome tsiny izay olona miditra amin'izy reny za na ny olona namorona azy fa saingy mba te hanontany anareo namana aho hoe NY VADY V TOKONY HOKATSAHINA? Afaka mamaly ze liana o. Misaotra

Ohatra ny tsy voavaliko ilay fanontaniana hoe ny vady ve tokony hokatsahina?
Fa tonga ho azy eo ihany ve ny vady sa omen'Andriamanitra anao tsy ankitady? Raha tsy mikatsaka ve hahita e!!Fa kosa tsy site de rencontre, fa tsy sérieux ireny :D
19. pisoonja ( 29/08/2013 13:53)
ny zvt rehetra dia tsy misy tolorana fotsiny izany, matoa nasiana saina ny olombelona dia hikaroka fa tsy hipetraka fotsiny , avy amin'Andriamanitra ny vady, fa omeny safidy ihany koa ny olombelona satria izy tsy Andriamanitra dictateur fa Andriamanitra mampisafidy malalaka
20. Charoumeni ( 12/09/2013 13:22)
kA eo mitsy le mahatonga ny ol marobe hametraka fanontaniana oe, araka zay lazainao zay oe natao hikaroka, d oe mande mikaroka etsy sy aroa v zany oh: mande mijery ciema na mande miditra fikambanana na mande mandihy na mamonjy fety2 sns fa sao mila mifanena am le olotiana? Nefa nahona ny sasany no tsy mila mankany d efa mahita fa ohatra oe mpiara mianatra taminy ihany, na mpiara-miasa na ol nifanena taminy teny an-dalana na tany anaty avion, tany am-piangonana....Nefa nahoana ny sasany tsy mahita mitsy na mitady na tsy mitady? Zay mitsy zany le tsy azoko ka mila mangataka fanampim-panazavana raha azo atao,
misaotra
pisoonja:

ny zvt rehetra dia tsy misy tolorana fotsiny izany, matoa nasiana saina ny olombelona dia hikaroka fa tsy hipetraka fotsiny , avy amin'Andriamanitra ny vady, fa omeny safidy ihany koa ny olombelona satria izy tsy Andriamanitra dictateur fa Andriamanitra mampisafidy malalaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2047