Raha marina fa hoe ny feon'ny vahoaka dia feon'Atra dia

1. endriny ( 31/05/2013 05:02)
Mety hovaina ny anaran'ny Radio Feon'ny Vahoaka atao hoe Radio Feon'Andriamanitra
novalian'i Nehemiah ny 13/06/2013 08:57
2. pisoonja ( 31/05/2013 06:12)
iza ary moa ilay vahoaka voateny eto e, samy manana ny vahoakany mantsy ka tsy fantatro hoe iza ilay vahoaka ?
3. Nehemiah ( 31/05/2013 06:51)
Kanefa tsy misy an'izao ny tenin'Andriamanitra lol
4. suspence ( 03/06/2013 10:10)

Nehemiah:

Kanefa tsy misy an'izao ny tenin'Andriamanitra lol
ka io nge ohatra ilazana,fa ni vahoaka no mandidy sy manapaka ary tompon'ny teny farany,fa eto amin'tsika tsi hai tsony oe iza lai vahoka?










5. moi ( 03/06/2013 10:50)
raha zanaky Andriamanitra ilay vahoaka dia azo eritreretina ihany ! fa za klo tsy mino an'izany e ! satria Atra feo fahafito, ny vahoaka henoko anefa feo voalohany sy fahatelo, ao ny tsy mahaloapeo ! lol
6. endriny ( 04/06/2013 06:03)

moi:

raha zanaky Andriamanitra ilay vahoaka dia azo eritreretina ihany ! fa za klo tsy mino an'izany e ! satria Atra feo fahafito, ny vahoaka henoko anefa feo voalohany sy fahatelo, ao ny tsy mahaloapeo ! lol



Raha tsy misy feo dia mitehaka tsy maninona koa, na misioka raha tsy hoe ...
7. mirananirina ( 05/06/2013 13:40)

Nehemiah:

Kanefa tsy misy an'izao ny tenin'Andriamanitra lol

Tsy azoko kely ry Nehemiah! Iza no efa naheno an'Andriamanitra niteny? Ny hoe tsy misy an'izao ny tenin'Andriamanitra?
Ny baiboly ihany ve ny tenin'Atra ? Sao tsy rariny
8. Nehemiah ( 06/06/2013 06:19)
Katôlika angaha ianao ? Raha katôlika dia mety mihevitra fa tsy ampy ny Baiboly kanefa tsy marina izany : jereo aty. Miomàna fa lava be mihitsy ilay izy an :) .
9. endriny ( 10/06/2013 04:40)
Iza no miteny fa ampy ny baiboly.

"Mandehana ka torio amin'izao tontolo ny fanjakan'Atra" fa tsy hoe "Mandehana ka torio ... ny baiboly"

Fa ny te hanangona ny tsy nisasarana no nanova azy hoe "torio ny baiboly, na ny tenin'Atra"

Be ny mpanao dikavilana sy mamadika ny baiboly ho lalana hidirana any amin'izany lanitra izany, lanitra izay zavatra tsy hitany akory nefa foroniny, lazaina fa misy virjiny fitopolo, impitopolo ary reniranon-divay... misy hasambarana sy hazavana mandrakizay...

Ny toky fitaka
10. Nehemiah ( 10/06/2013 08:32)
http://forum.serasera.org/forum/message/m51a5a2b77c4ef
11. endriny ( 12/06/2013 20:01)

Nehemiah:

http://forum.serasera.org/forum/message/m51a5a2b77c4ef


Tsy misy fahefana ny baiboly Tompoko, fa boky toa ny boky rehetra iny... fa ny olona mandika sy mandalina azy no manome fahefana azy.. dia aza mandainga (didy iray ao anatin'ny didy folo io)
12. Nehemiah ( 13/06/2013 08:57)
Lohahevitrao rahateo io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2364