fianarana taovolo sy tareha

1. jobiely ( 30/05/2013 09:03)
Aiza kay no misy fianarana " coiffure" sy " esthétique" mba tena mampahay eto Antananarivo ?
novalian'i tiris8786 ny 20/03/2015 17:35
2. pisoonja ( 30/05/2013 09:14)
excellence beauté Ampasampito , tena mahay io
3. jobiely ( 30/05/2013 12:28)

pisoonja:

excellence beauté Ampasampito , tena mahay io

Ianao nga efa nianatra tao sa mahafantatra olona efa nianatra tao? Manahoana ny faharetan'ny fianarana sy ny sarany?
4. pisoonja ( 30/05/2013 14:03)
Mahafantatra olona nianatra tao aho , tena mahay ry zareo ao ka, ny faharetany de 01 à 04 mois , misy cycle court 01 mois , ny sarany eo no ho eo ihany , mora raha oharina @ hafa
5. jobiely ( 03/06/2013 07:37)

pisoonja:

Mahafantatra olona nianatra tao aho , tena mahay ry zareo ao ka, ny faharetany de 01 à 04 mois , misy cycle court 01 mois , ny sarany eo no ho eo ihany , mora raha oharina @ hafa

Merci pissonja :)
6. moi ( 03/06/2013 11:28)
aiza kosa ary ny tsy mampahay e, le fôpla reny ? hanoraty manokana za raha manahirana ny manoratra azy eto, sady sao tsy azo atao zany eto nefa raha tsy atoronareo mety mitonantonana !
7. sitlo ( 03/06/2013 21:05)
aiza kosa ary ny tsy mampahay e, le fôpla reny ?

andrywui zao no mahalala an'izany fa voasoloky tany izy dia lasa tsy tia gasy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lolmdr.gif[/IMG]
8. jobiely ( 04/06/2013 07:03)
aaa, ka ilay tena mampahay mints no tadiaviko ka, fa tsy hoe izy mahay manao volo sy tareha fa tsy mahay mampianatra olona ho lasa mahay otranazy koa , zany hoe lé tena mahay mampita fahaizana @ mpianatra raha mianatra ao aminy.
9. tiris8786 ( 20/03/2015 17:35)
tsy misy école tena manome formation azo antoka izany any Dago satria ny compétences limitées moa ny technologie mety taraiky ihany. Mety misy tsotsotra azonao idirana ahafanao manokatra salon kely ady gasy ho anao fa raha tena te-hivoatra manaraka ny tendance dia mety mila ianao no mi-debra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1828