HALATRA FIARA ATY TOAMASINA

1. hadji ( 24/05/2013 08:01)
mirongatra ny fanafihana mita basy eto Toamasina ny halatra fiara manaraka ihany fa tokony ho mailo namana a fiara 4*4 pick up no lasan-dry lairony teny Ankirihiry sady mbola vaovao be an
2. fahamarinana ( 30/05/2013 16:18)

hadji:

mirongatra ny fanafihana mita basy eto Toamasina ny halatra fiara manaraka ihany fa tokony ho mailo namana a fiara 4*4 pick up no lasan-dry lairony teny Ankirihiry sady mbola vaovao be an


Oh ! Mba mampalahelo izany nefa taloha ny tena mandehandeha na ny alim-be aza anaty fiara na mandeha tongotra aza ! Eny, taloha tokoa izany ! :(
3. tanimamiko ( 17/07/2013 13:31)
Tsara ny mitantara sy milaza vaovao fa tsara koa ary tena tsara ny mandray andraikitra de ny manala ny fototra niavian i basy
Mangataka fiaraha miasa re @ fanakanana ny fidiran i Basy maro antsokosoko eto @ tany mamiko/fiarahamiasa @ la douany Diego,polisy sy zandary,la douany Antananrivo @ famoahana devise maro antsokosoko(vidimbasy) fa raha tsy io ireo olona ireo no fongorina aloha tsy hilamina ny vahoka madinika ambanivohitra ;Ny mpamatsy de miondana euros satria mandeha ny bizna miaraka @ vazaha , ny vahoka madinika @ zone rurale surtt mandry andriran 'antsy.Fa sady mikombombava noho ny fatahorana ireo mpanao bizna miseho mahavovidy vola ny manampahefana sy ny zandary.ho fandraisako anjara de hanome ohatra iray aho de olona mampiditra basy (basimborona sy pistolet amanjatony /taona, mampiditra 2 na 3 fois /an.Ary tena mirehareha manana euros:
Mpandefa Mr Blanc GUI, sy ny vadiny Blanc Yvonne Nicole (née Ravoninjanahary marie Thérèse)monina Route de BUISSON Roncin,71240 Lalheue France,)mpandray ny entana de ny vadikeliny aty dago Mr TATA REMI monina 67 HA Nord/est raha tsy diso ny tenako;io farany io no toa hoe mpitsena ny entana entin i camion avy any Diego @ Contenair de regroupage. indraindray moa de atao anaty carton misy lamba na meuble na koa toa hoe atao anaty fiara no aondrana avy any Frantsa.Refa tonga moa ny entana de tonga mme manao ny fitsinnjarana fivarotana ka ny entana de mandalo tanà ary mamantana Ambalavao Tsienimparihy @ tranon i mme Yvonne"Près Hotel Tropique, chez Roger FKT AMBALAMAFANA Commune urbaine d'Ambalavao, miainga avy ao ny fitsinjarana(raha mbola tsy niova lieu de stockage) ny mpivarotra antsinjarany de Mr Ralaizainjafy Francois sy Tolojanahary Tinasoa Ferdinand Fianakaviany monina ao Anara1 Iarintsena Commune rurale d'AMBALAVAO(1 km miala ny site de l'emurien ANJà zay mampalaza tokoa an i Madagascar ary nahazo ny laharana voalohany @ reserve naturel taona 2012;Ireo 2 farany ireo moa de tsisy tahotra intsony @ fampideraderana euros sy vola gasy maro tsy menatra ny milaza fa na tsy vazaha aza hono de miondana euros, de mipitrapitra ny tambanivohitra kely mitady ny anio ny hohanina anio fa raha vao ireo no miteny de mihidy vava ny rehetra na rarainy na tsy rariny ny ataon izy ireo, tsy fanajana mpiaramonina , ompa sy teny ratsy mamoa fady fikasihantanana sy ny sisa fa azy ireo hono ny zandary sy ny mpahay lalana.I Ralaizainjafy INDRAY de sady mpivarotra manodidina an 'Ambalavao no specialiste @ fanaovana ttsimbasy AO Fianarantsoa ao.i Tolojanahary de mpampihorohoro raha misy miseho ho mahalala ny zavamisy mody calme fa toa hoe tena atahoran i eo antanana fa Be euros.TATA REMI indray specialiste @ fanakalozana ny devise miaraka @mme YVONNE;Toa hoe baikoanay fotsiny ny Maire ao @ tanana de mande zay rehetra ataoEFA LAFO ny entana dse miverina indray aty France miaraka @ euros manangona ny entana manaraka sy mandefa azy dia toy izay hatrany.Ka aiza re ny La douane ao Diego ao, mba misy scanner ihany ve ao @ port ao,,,???? Aiza re ny gendary mpisava Camion eny andalana????aiza re ny manampahefana ao Fianarantsoa sy Ambalavao ao,, Ary nahona no manaiky manao ttsy n ireo basy ireo ny zandary ao Fian/tsoa ao.milaza @ olona moa ireo mpivarotra antsinjarany ireo fa manana permis de chasse hono ny vadin i MMe Yvonne aty andafy(Mr Blanc GUI) raha ny fahalalanay dia basiborona 1 sy pistolet 1 ihany isaky ny permis de chasse 1 no droit ny vazaha 1 any France any.NOHO IZANY na ny fividianana basy , na ny fanakalozana vola gasy ho euros na ny famoahana ireo vola ireo de samy asa maizina avokoa.Mampihorohoro vahoaka na ny ambanivohitra na ny mpandeha @ taxi brouusse. Dradraina etsy sy eroa ny hoe mpanfika tatsy sy taroa 100 ny maty etsy sy eroa , ny solution de ny fanakanana ireo mpamatsy zavadoza ireo ary santionany fotsiny ireo nolazaiko ireo ka mba ampitao @ manampahefana ho anareo namana zay mahalala zandary sy mpanao lalana.re tompoko oh! de misaotra @ fiaraha miasa.hENONAY FA efa niala t@ avril ary tonga t@ volaohan i volana jolay ity indray ny lot ny entana ary vao lafo ireo de lasa indray hono haka ny lot manaraka.aROVY NY TANIMAMINTSIKA ITY EH!aZA avela hanao bizzn mamoafady ireo olona voatonona anarana rehetra ireo fa mandry andriran antsy ny mponina ao @ tanana misy ireo olona ireo ary na ny vahiny aza de tsy sahy mijanona ela @ io site io fa mandalo minitra vitsivitsy (mijery maki izy ireo )de lasa fa tsy sahy manao rendonné noho ny fampitandremana henon izy ireo, na ny fitantanana ny site aza de tsy aradalana fa ireo manambasy ireo no mbe vava sy misetrasetra.
mIALA TSINY RAHA voatery manonona anarana ny tenako nfa raha samy hihidy vava isika nefa te hanao zavtra de tsy hisy zvatra vita , mino zaho fa mahalala zavatra mitovitovy amiko koa enareo ka andao hiaramiasa HO AN I tanindrazana FA ny bsasimbazaha anie tsy ho lany fa isika ihany no ho matimain ireny basy ireny ampidirinjareo ireny eh! tebiteby lava @ fanaovana voyage, fa na fiara feno olona aza tafihinjareo @ andro atoandro , ka avy aiza ny basy ??? avy @ ireo olona voatonona anarana etsy ambony ireo ka alaivo liste ireo anarana ireo de lazao ny manampahefana zay fantatrao.

fahamarinana:


hadji:

mirongatra ny fanafihana mita basy eto Toamasina ny halatra fiara manaraka ihany fa tokony ho mailo namana a fiara 4*4 pick up no lasan-dry lairony teny Ankirihiry sady mbola vaovao be an


Oh ! Mba mampalahelo izany nefa taloha ny tena mandehandeha na ny alim-be aza anaty fiara na mandeha tongotra aza ! Eny, taloha tokoa izany ! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3425