andrywui - 21/05/2013 01:06
|
![]() miverena fa tsisy haninn anareo tsony eto e !!raha izaho no nahatezitra anareo ry reto de mifona fa miverena ah hira iray alou hampangatsitsika fo !! snifff sniff ! http://youtu.be/uWh_5V2r3Ys |
mirananirina - 21/05/2013 12:08
|
![]() |
5laody - 21/05/2013 18:30
|
![]() lasa kandidà daholo ireo e, Mirana izany ni-desiste! Reveko ilay hira miaraka amin'ny kasaosaokan'ny kapila fa misaotra e! Fa hono ho a, Tsy fanahy inianao nalefa tany amin'io playlist io ve ny pokona eto? misy kabary goavana be ao. Asio maso anie e! |
andrywui - 22/05/2013 00:58
|
![]() 5laody ---)) tsy arako zay kabary lazainao zay fa zao ah vao ijery anzay ! |
andrywui - 22/05/2013 00:59
|
![]() |
andrywui - 22/05/2013 01:02
|
![]() |
dadabe - 16/10/2013 18:29
|
![]() |