Tsy menatra ô!

1. chantrire ( 15/05/2013 10:07)
Tsy mahalala menatra ity tovovavy iray ity nivalan- drano tetsy amin' ny tatatr'i Besarety iny vao maraina teo. Raha iny fotoana maha betsaka ny olona handeha hamonjy lahasa sy hianatra iny izany hoe teo amin' ny 7ora sy sasany maraina teo; tampoka teo dia naborotsany ny patalohany noho ny fahaporetana. Salama saina tsara izy ity fa ny mampalahelo dia misy gabone efa natokana ho an' ny be sy ny maro eo akaiky eo. Hita ihany izy hoe menatra ary ny ankizy kely aza nananihany azy. Ny lehilahy tsy nahajery azy.
Fa na poritra aza ve dia eny imasom- bahoaka no hivalan- drano e!
novalian'i hadji ny 24/05/2013 08:04
2. hery ( 15/05/2013 13:55)
Fa accessible tsara kosa ve aloha ny lavapiringa e?

Indraindray tokoa mampametra-panontaniana rehefa mandeha eny andalana hoe raha ety no tratran'ny poritra be faran'izay zokiny tampoka dia aiza no handeha?

Aty Italie, ohatra, dia afaka mangataka amin'ny mpivarotra... tsy maintsy manaiky ny mpivarotra raha vao misy wc ao aminy.
3. hadji ( 16/05/2013 05:11)

hery:

Fa accessible tsara kosa ve aloha ny lavapiringa e?

Indraindray tokoa mampametra-panontaniana rehefa mandeha eny andalana hoe raha ety no tratran'ny poritra be faran'izay zokiny tampoka dia aiza no handeha?

Aty Italie, ohatra, dia afaka mangataka amin'ny mpivarotra... tsy maintsy manaiky ny mpivarotra raha vao misy wc ao aminy.
fa ny lehilahy mamany eny ambodin poteau ireny ve tsy mba menatra ka ny wc ao besarety aza manahirana ny miditra ao VORETRA
4. 5laody ( 16/05/2013 16:55)

  1. Mandeha be ny kajy ao an-tsaiko!
  2. mety ho latsaka hatramin'ny aiko
    iry hitako ny kabone,
    fa mbola lavitra be !
    raha eto ity no alefa
    tena mahamenatra anefa!

[list=2]
  • tena tsisy fika intsony
  • saronako ny tarehiko ambony.
    Dia lasa ity ry vahoaka,
    ny hanihany mba aoka,
    aza misotro rano roa zinga,
    raha lavitra lava-piringa.
    [/list]

    ilay amin'ny kabone eny Besarety sy ao ambadiky ny Lycée Rabearivelo anie
    Tonga dia anontaniany ny sekre-nao hoe hi-pipy sa hi-kakà
    5. chantrire ( 17/05/2013 10:25)

    5laody:

    Tena marina izany ! Mbola mitaky vola koa aza izy koa.Nefa tany amin - dravehivavy mety tsisy vola akory.
    6. hadji ( 17/05/2013 10:49)

    chantrire:

    dia iza izany no diso?
    7. 5laody ( 17/05/2013 18:21)
    dia iza izany no diso?

    azonao omena tsininy kely daholo:

    Ilay vehivavy tsy nitondra vola,
    ilay lava-piringa maloto be,
    ny ray amandrenin'ilay vehivavy tsy nampianatra azy hadio,
    ireo tompon'andrikitry ny fanaovana fivoaham-bahoaka tsy nanao kabone betsaka,
    ny lehiben'ny fivondronana tsy ampy budget,
    ny fanjakana tsy nanome budget ny fivondronana,
    azo tohizina lavabe

    azonao miteny koa ny manao hoe : ny tena milay izao dia

    kabone gratuit madio sy manitra tsara
    ary ampy isa
    sady olona mahalala fomba no mitantana azy
    no olona mahalala madio tsara sy tsy mpanimba zavatra no mampiasa azy.
    ireo olona manadio ao dia tsara karama
    ary ny olona mampiasa dia afapo.

    8. leea ( 23/05/2013 06:59)
    Mety koa oe tsy mahatana haporetana izy noho ny antony arapahasalamana. Ny wc anefa mbola filaharambe. Nisy antony mazava tao fa raha olona salama saina sy mba manana niveau kely ohatran'ny tsy misy hanao anizany. Mampalahelo izy, sy isika :)
    9. moi ( 23/05/2013 11:16)
    sao dia efa nanao pari tany izy hoe sahiko an ! fa ianareo tsy nahita ilay olona nanaovany fanamby ? raha hoatrinona ary ô ??? chiffre maromaro nge hono e
    10. hadji ( 24/05/2013 08:04)

    moi:

    sao dia efa nanao pari tany izy hoe sahiko an ! fa ianareo tsy nahita ilay olona nanaovany fanamby ? raha hoatrinona ary ô ??? chiffre maromaro nge hono e
    dia maty bola zany ve dia naseho direkta ny fika
    © Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1988