Salama jiaby... Mba manao miaouuu torohevitra ke...

1. sylvoalias ( 14/05/2013 08:52)
Salama jiaby...
Mba manao miaouuu torohevitra kely e...
Akory sy akory aby ny systeme sy fomba ahazahoako misintona ireo hira Malagasy avy amin'ny radiovazogasy,na youtube ,na dailymotion

misaotra mialoha.
S. :-)
novalian'i 5laody ny 21/05/2013 17:03
2. 5laody ( 17/05/2013 14:01)
Asio ubuntu ao anaty machine e, avy eo bdb ny programa libre tsisy virisy anaovanao irei rehetra ireo
3. sylvoalias ( 17/05/2013 15:01)
Misaotra betsaka....na tsy azoko tsara aza ilay valinteny.
S.:-(
4. 5laody ( 21/05/2013 17:03)
Salama e,

Amin'ny windoz dia maro tokoa ny programa fanaovana azy ireo fa matetika raha azo maimaim-poana ilay izy dia misy programa hafa ao anatiny, mandefa dokam-barotra, manisy virisy, mitsikilo ordinatera sns...
dia izay no ataoko hoe mampiasà ubuntu fa rizareo manana programa madio be azonao ampidinana hira sns...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3832