misy toerana vaovao ao antsahavola(tanà)IKM no an...

1. 2titi ( 13/05/2013 09:03)
misy toerana vaovao ao antsahavola(tanà)IKM no anarany,rehefa vacance dia te hanao activité ho an'ny ankizy mba hamerenana indray ny hasin'ny kilalao fahiny .
afaka omenareo toro-hevitra ve hanatanterahana izany
misaotra mialoha
novalian'i Nehemiah ny 08/10/2013 14:15
2. vonynive ( 08/10/2013 13:05)

2titi:

misy toerana vaovao ao antsahavola(tanà)IKM no anarany,rehefa vacance dia te hanao activité ho an'ny ankizy mba hamerenana indray ny hasin'ny kilalao fahiny .
afaka omenareo toro-hevitra ve hanatanterahana izany
misaotra mialoha

ankoatran'ny famerenana ny hasin'ny kilalao fahiny dia tokony hanana ny mampiavaka azy ilay toerana na ny tanjona izany na ny endriky ny toerana na ny fanabeazana na ara-batana na ara-tsaina na ara-panahy koa aza
3. Nehemiah ( 08/10/2013 14:15)
Azafady aminao fa mety nanana ny maha-izy azy ireo ny kilalao fahiny fa kosa tsy "masina"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3475