VODI-BALA SY FANAFIHANA

1. Rabefou ( 02/05/2013 17:18)
JEREONAREO NY SARY MANARAKA ETO, VODI-BALA HITA TAORIAN'NY NANDALOVAN'NY ANDIAN-JIOLAHY TAO ANDRIAMBAZAHA sy ANKADITAPAKA (MANTASOA) ny zoma 27 hifoha 28 avril 2013. MBOLA MAMPIHOROHORO NY FARITRA MANODIDINA IREO ANDIAN-JIOLAHY (Ambatomanga - Alarobia - Ankorona - sns) hafatra nampitain'ny Mponin'Andriambazaha mba ampitapitao
2. FENOSOA2 ( 03/05/2013 16:28)
Slt? zahay avy aty miandanandriana zao tena mitaintaina mhts any an_tanimbary ve matory tena mijaly e!
3. Rabefou ( 03/05/2013 19:52)
araka ny vaovao azo dia matory any anaty ala ambatomanga sy ny manodidina amin'izao,
4. tanimamiko ( 15/07/2013 07:56)

Rabefou:

JEREONAREO NY SARY MANARAKA ETO, VODI-BALA HITA TAORIAN'NY NANDALOVAN'NY ANDIAN-JIOLAHY TAO ANDRIAMBAZAHA sy ANKADITAPAKA (MANTASOA) ny zoma 27 hifoha 28 avril 2013. MBOLA MAMPIHOROHORO NY FARITRA MANODIDINA IREO ANDIAN-JIOLAHY (Ambatomanga - Alarobia - Ankorona - sns) hafatra nampitain'ny Mponin'Andriambazaha mba ampitapitao

Marina tokoa izany fa mba jereo sy v akio anie ny lahatsoratra ao à namana serasera lohahevitra "Fiarahamonina "titre "Ady @ fampidirana basy eto Madagascara"@ nosoratan i solona'anarana "tenimamiko" de andao hiaramiasa fa tsy ampy ny mitaraina fotsiny. raha mhalala olona ambonimbony ao @ manampahefana zandary , polisy,douane ao nareo de ampitampitao io hafatra io fa ny mpampiditra basy miondana euros fa ny vahoka madinika tsy mandady harona miaina andriranantsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7251