ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013 - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013

Lohahevitra : Tontolo iainana
Fitohizan'ny hafatra : ANTSO AVO FANAIRANA AVO Madagasikara 2013
Valiny : 0
nygasysoafifameno - 29/04/2013 00:57
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ho avy, raha tsy izao isika dia mitandrina. Efa VOAPOIZINA sahady indray ny FIFIDIANANA filoham-pirenena 2013 (53 taona izao 1960-2013)ka ilàna Haijery (vision) Haifanadiadiana mamohitra ireo POIZINA famotehana sy ireo OLANA IFOTONY ary ny VAHAOLANA matotra sy maharitra tsy azontsika zanany idivirana intsony ho ataontsika ho an'i Madagasikara...TONGAVA ary mamaky ny vaovao sady fanabeazana olom-pirenena, dia ampitapitao ilazo ireo havana, namana sy tapaka hijery ity blogue ity dia MIRARY SOA e www.madagascar-animtaion-culturelle.bloguespot.com
Mirary soa
Pr TAHINA
Valio | Miverina eny ambony