Installation Wordpress

1. RBNIR ( 09/04/2013 07:32)
Faly miarahaba ny namana mpisera rehetra,
Manana olana eo @ fanaovana installation Wordpress,
Niainga avy @ installation sy configuration xampp.
Efa nahavita téléchargement Wordpress version farany dia efa nanao copie azy tao anaty dossier htdocs ihany koa.
Tsy mety tafiditra @ lien http://localhost/wordpress/
Error 404?
Inona no tokony atao? Misy manana lien hafa v hahafahana milancer ny installation'ny wordpress?
misy configuration tokony atao amin'ny apache v? sns...?

Misaotra mialoha @ valitenin-tsika.
novalian'i Emma2019 ny 24/01/2019 04:59
2. 5laody ( 09/04/2013 09:46)
Salama aby,

misy miproposer hoe instantwp mi-installer serveurs sy wp miaraka daholo. tsy mpampiasa wp aho, tsy nandramako ary tsy fantatro raha manampy anao fa ity ny lien aloha: http://www.jeromeweb.net/wordpress/7923-install-wordpress-local.

3. hery ( 09/04/2013 10:49)
Mety probleme-n'ny apache ihany izany.

- Andramo afindra toeran-kafa daholo hoe ny zvt rehetra ao anatin'ilay repertoire dia asio fichier index.php misy zavatra tsotra be fotsiny ao raha sokafany?

- Raha misokatra io ambony io dia jereo ihany ny fichier .htaccess sao dia misy erreur (ohatra hoe ny base url)
4. RBNIR ( 09/04/2013 20:24)
Misaotra betsaka anareo namana rehetra nanome vahaolona,

Voavaha ny olona fichier wp-config.php no nolazain'ny WP fa tsy ampy dia nanaraka "guide" fotsiny aho,
Vita tsara ny installation-na Wordpress fa misaotra betsaka,

Hery>> azo atokisana tsara v ilay oxito.com atao pub eto @ serasera io raha hanao hebergement site web?
Sa mety misy namana manana site d'hebergemet tsaratsara kokoa??

Misaotra mialoha hatrany e!
5. hery ( 09/04/2013 20:33)
Raha any Dago dia jereo fa ny http://dot.mg azo itokisana tsara.

Raha aty ivelany dia tsy maninona daholo ireny. Ny ovh.com no hitako metimety sy mora indrindra.

Hery
6. RBNIR ( 10/04/2013 04:55)
Faly miarahaba Hery a,
Aleoko ihany mijanona eto madagascar raha izany,
Merci bcp,
7. sitlo ( 13/04/2013 23:01)
Ary raha ny gratuit: cixx6.com farafaharatsiny mandra-pa?
8. RBNIR ( 14/04/2013 04:32)

sitlo:

Ary raha ny gratuit: cixx6.com farafaharatsiny mandra-pa?

Misaotra ,
Eo indrindra isika izao, izaho koa nahita hafa,
http://fr.wix.com/
Sady betsaka thème tsara B azo isafidianana tsara
9. Emma2019 ( 24/01/2019 04:59)
Fa maninona ianao no nisafidy ny hampiseho ny fomba fanoratana mba hamoronana ny rakitra wp-config fa tsy ny fomba an-tserasera ?

Agence SEO Paris
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1551