poulet KFC

1. sipagasy ( 30/03/2013 11:19)
Miarahaba,

saika hanontany hoe ahoana kay ny fanaovana ireny poulet mikarepoka tsara any à KFC ireny nefa dia moelleux tsara ery ny ao anatiny, efa nanandrana ihany aho nanao azy à pate à beignet dia nasiana chapelure ety ivelany fa ééééé tsy mitovy e!!!, mba omeo sopapa izany mahalala, na izay miasa ao anatin'ireny e!

misaotra mialoha mizara trai-kefa ô!
novalian'i vazivazo ny 19/06/2014 11:01
2. fiaritiana ( 03/04/2013 02:36)
jereo ra misy boutique libanaise reny dia anontanio oe kentucky, misy poudre am boite zay misy soratra kentucky dia zay no fanaovana azy, atao anaty atody d asiana io poudre io d endasina, mivoaka tsara. aty aminay lou misy ee
sipagasy:

Miarahaba,

saika hanontany hoe ahoana kay ny fanaovana ireny poulet mikarepoka tsara any à KFC ireny nefa dia moelleux tsara ery ny ao anatiny, efa nanandrana ihany aho nanao azy à pate à beignet dia nasiana chapelure ety ivelany fa ééééé tsy mitovy e!!!, mba omeo sopapa izany mahalala, na izay miasa ao anatin'ireny e!

misaotra mialoha mizara trai-kefa ô!
3. bichette ( 17/04/2013 12:01)
izany "kentucky" izany ve zavatra natoraly sa sikima be ???
4. hery ( 18/04/2013 09:44)
Fa tsy akoho asiana chapelure fotsiny ve ireny e?
5. aloalo ( 01/05/2013 04:34)
akory aby o
tsy chapelure fa vovon-dronono no anaovana azy.
nisy namako zay niasa tao no nanoro anazy
6. bichette ( 02/05/2013 15:52)
ay ve vovon-dronono e , izay izany no mahatonga ny ankizy tena tia azy io hahaha
7. vazivazo ( 19/06/2014 11:01)
zaaaaaannnnyy tokoa ve??? MMMMmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1728